Ômry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Ômry''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] (885-874 tal. J.K.) nandimby an' i [[Zimry]] sady rain' i mpanjaka [[Ahaba]] (na Akaba). Araka ny [[Baiboly]] dia mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] i Ômry nefa nitarika ny fikomiam-bahoaka sy nandray ny fitondrana izy taorian' ny famonoan-tenan' i Zimry izay avy namono an' i Ela sady nanao ny tenany ho mpanjaka. Tsy i Ômry irery anefa no te ho mpanjaka fa tao koa i Tibny izay niady izany taminy nandritra ny efa-taona. Nanjaka nandritra ny 12 taona i Ômry. Nonina tao Tirza (na Tirtsa) nandritra ny 6 taona izy avy eo nanorina an' i [[Samaria]] ka nanao azy no renivohitry ny fanjakany.
 
== Ny anarany ==