Ela (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Ela''' dia mpanakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] teo tamin' ny taona 886 sy 885 tal. J.K. Izy no nandimby an' i [[Baasa]] rainy. Novonoin' i [[Zimry]] izay isan' ireo mpitari-tafiny sady nandimby azy izy teo am-pahamamoana tamin' ny faharoa taonan' ny nanjakany. Fito andro monja anefa no nanjakan' i Zimry. Atao hoe אֵלָה‎ / ''’Êlāh'' izy amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ''Ἠλά'' / ''Ela'' amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ela'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]].
 
== Jereo koa ==