Pekahia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Pekahia''' na '''Faseia''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny roa taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. - zanaka nandimby ny mpanjaka [[Menahema]]. Nandimby an-drainy tao Samaria i Pekahia. Nandova hatrany ny fivavahan'i [[JeroboamaJerôbôama I]] izy tamin'ny fanompoan-tsampy. Nanjaka tamin'ny taona 738 hatramin'ny 737 i Pekahia araka an'i William F. Albright fa tamin'ny taona 742 hatramin'ny 740 kosa araka an'i Edwin R. Thiele.
 
Novonoin'ny iray amin'ireo mpitari-tafiny, dia i [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] zanak'i Remalia, tao an-dapany izy, niaraka tamin'ny lehilahy miisa 50 avy any Gileada (na Galaada). Nisolo azy taorian'izany famonoana izany i Peka (na Fasea).
Andalana faha-6:
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe פקחיה‎ / ''Pəqaḥyāh'' izy fa amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] kosa dia ''Phaceia''.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely|Mpajakan' i Israely]]
'''Mpanjakan' i Israely'''
*
 
[[Saoly]] - [[IsbosetaIsbôseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[SolomonaSôlômôna]] (na Salômôna) - [[JeroboamaJerôbôama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan' i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[OmryÔmry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan' i Israely)|Ahazia]] (na OkoziasaÔkôziasa) - [[JoramaJôrama (mpanjakan' i Israely)|JoramaJôrama]] - [[Jeho]] - [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|JoahazaJôahaza]] (na JoakazaJôakaza) - [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Israely)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) - [[JeroboamaJerôbôama II]] - [[Zakaria (mpanjakan' i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan' i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan' i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[HoseaHôsea (mpanjakan' i Israely)|HoseaHôsea]] (na OseaÔsea).
=== Mpanjakan'i Israely[hanova | hanova ny fango] ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).