Jeho: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Jeho''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]], zanak'i JosafataJôsafata (tsy mpanjaka) sy zafikelin'i Nimsy. Tamin'ny taona 841 hatramin'ny 814 tal. J.K. no nanjakany ka 28 taona ny faharetan'izany. Araka ny [[Baiboly]] dia mpitari-tafiky ny mpanjaka [[JoramaJôrama (mpanjakan' i Israely)|JoramaJôrama]] i Jeho. Tamin'ny faharesena tao amin'ny fanaovam-pahirano an'i RamotaRamôta ao Galaada (na RamotaRamôta-Gileada) izay nampandratra an'i Jorama dia nitarika ny tafika hanongana an'i JoramaJôrama i Jeho ka namono an'i Jorama tao Jezrela (na Jezraela) tamin'ny alalan'ny zana-tsipìka natsatoka tao an-damosiny ka nanipy ny fatiny tany an-tsahan'i NabotaNabôta izay novonoin'ny ray aman-drenin'i Jorama (dia ny mpanjaka [[Ahaba]] na Akaba sy i [[Jezebela]] na Jezabela) tany aloha. Novonoin'i Jeho koa ireo zanak'i JoramaJôrama sy i [[Jezebela]] reniny. Tanteraka noho izany ny faminanian'i [[Elia]] ny amin'ny hamalian'Andriamanitra an 'i Jezebela sy ny fandimbiasana an'i Jorama.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יֵהוּא‬ / ''Yehu izy'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ''Iehu'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] no ahitana ny tantarany.
 
== Tantara ao amin' ny Baiboly ==
Araka ny [[Baiboly]], taorian'ny fanonganam-panjakana nataon'i Jeho tamin'ny fanjakan-taranak'i [[OmryÔmry]] dia nohosoran'ny mpianatry ny mpaminany [[Elisa]] ho mpanjakan'i Israely izy ka nirahina hanafay ny tranon'i [[Ahaba]] (na Akaba) sy hamaly an'i [[Jezebela]] (na Jezabela).
 
Novonoiny ny mpanjaka [[JoramaJôrama (mpanjakan' i Israely)|JoramaJôrama]] zanak'i Ahaba sy Jezebela ary nalainy ho azy ny fanjakana. Novonoiny koa i [[Ahazia (mpanjakan' i Jodà)|Ahazia]] (OkoziasaÔkôziasa) [[mpanjakan'i Jodà]] izay vavolombelona nanatrika ny famonoana olona nataony. Nampamonoiny i Jezebela sy ny zanaka aman-jafin'i Ahaba miisa 70 ary ireo rahalahin'i Ahazia.
 
Eo amin'ny lafiny ara-pivavahana dia nofoanany tanteraka ny fivavahana amin'ny andriamanitra [[Baala]] izay nampidirin'i Ahaba ka narodany ny tempoliny sady novonoiny ny mpisorony, nefa tsy nahoany ny fanompoam-pivavahana tamin'ny ombilahy kely volamena izay natombok'i [[JeroboamaJerôbôama I]]. Ao amin'ny [[fitantarana deoteronomista|fitantarana deoterônômista]] sy taorian'izany izay miendrika faminaniana ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia aseho ho mpiaro ny fivavahana amin'i [[Iahveh]] i Jeho sy mpiady amin'ny fivavahana amin'i Baala ka manambara izany fa i Iahveh no [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] lehibe indrindra tao Israely tamin'izany fotoana izany.
 
Amin'ny lafiny ara-tafika kosa dia notafihin'i Hazaela mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama Damaskosy) i Jeho ka nitady fanohanana tamin'i Salmanazara III (na Salmanatsara III) mpanjakan'i [[Asiria]]. Mba hahazoany izany fanohanana izany dia nandoa hetra tamin'io mpanjaka io i Jeho nefa tsy ampy hahafaka azy tamin'i Hazaela izany. Azon'i Hazaela ny ampahan-tanin'i Israely ao atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]].
 
Tamin'ny nahafatesany dia nalevina tao [[Samaria]] i Jeho ka ny zananay atao hoe [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|JoahazaJôahaza]] (na Joakaza) no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely]]
=== '''Mpanjakan' i Israely ==='''
 
[[Saoly]] - [[IsbosetaIsbôseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[SolomonaSôlômôna]] (na Salômôna) - [[JeroboamaJerôbôama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan' i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[OmryÔmry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan' i Israely)|Ahazia]] (na OkoziasaÔkôziasa) - [[JoramaJôrama (mpanjakan' i Israely)|JoramaJôrama]] - [[Jeho]] - [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|JoahazaJôahaza]] (na JoakazaJôakaza) - [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Israely)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) - [[JeroboamaJerôbôama II]] - [[Zakaria (mpanjakan' i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan' i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan' i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[HoseaHôsea (mpanjakan' i Israely)|HoseaHôsea]] (na OseaÔsea).
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).