Jôasy (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Joasy (mpanjakan'i Israely) ho Jôasy (mpanjakan' i Israely) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''JoasyJôasy''' na '''JoasaJôasa''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] teo anelanelan' ny taona 798 sy 782 tal. J.K. I JoasyJôasy dia zanaky ny mpanjakan'i Israely [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|JoahazaJôahaza]] na JoakazaJôakaza sady mpandimby azy teo amin' ny fanjakana. Nanjaka nandritra ny 16 taona eo ho eo izy ka ny zanany atao hoe [[JeroboamaJerôbôama II]] no nandimby azy. Tsy tokony hafangaro amin' i [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Jodà)|JoasyJôasy]] na [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Jodà)|JoasaJôasa]] [[mpanjakan'i Jodà]], izay nitovitovy vanim-potoana niainana taminy, i JoasyJôasy na JoasaJôasa mpanjakan' i Israely.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' na יוֹאָשׁ ''Yôʾāsh'' izy amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], fa ''᾿Ιωὰς'' / ''Ioàs'' kosa amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ioas'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' dia midika hoe "nomen' i Iahveh" "nomen' ny Tompo".
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely]]
 
=== Mpanjakan'i Israely ===