Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mpanjakan'i Israely ho Mpanjakan' i Israely i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Israely|'''mpanjakan' i''' '''Israely''']] dia ireo mpanjaka avy amin' ny [[fokon' i Israely]] lazaina ao amin' ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tanin' i Israely ao [[Palestina]], nanomboka tamin' ny taona 1051 tal. J.K. hatramin' ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin' ny nisarahan' ny [[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan' i Jodà]] dia ireto ny mpanjakan' i Israely nifandimby raha tsy isaina i [[Saoly]] na Saola (שאול - ''Shā’ûl'') sy [[IsbosetaIsbôseta]] (אִֽישְׁבֹּשֶׁת‬ / ''Ishboshet'') sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] (דָּוִד / ''Dāwîḏ'') ary i [[SolomonaSôlômôna]] (שְׁלֹמֹה‬ / ''Shlomoh'').
 
* [[JeroboamaJerôbôama I]] (hebreo: יָרָבְעָם‬ / ''Yaraḇe‘am'');
*[[Nadaba]] (hebreo: נָדָב‬ / ''Naḏaḇ'');
*[[Baasa]] na Basa (hebreo: בַּעְשָׁא‬, / ''Baʿashaʾ'');
*[[Ela (mpanjakan' i Israely)|Ela]] (hebreo: אֵלָה‎ /''’Elah'');
*[[Zimry]] (hebreo: זִמְרִי / ''Zimri'',);
*[[Ômry|Omry]] (hebreo: עמרי‬ / ''‘Omri'');
*[[Ahaba]] (hebreo: אַחְאָב / ʼAḥʼaḇ);
*[[Ahazia (mpanjakan' i Israely)|Ahazia]] na OkoziasaÔkôziasa (hebreo: אֲחַזְיָה‎ / ''’Aḥazyah'');
*[[JoramaJôrama (mpanjakan' i Israely)|Jorama]] (hebreo: יְהוֹרָם‎ / ''Yehoram'');
*[[Jeho]] (hebreo: יֵהוּא‬ /''Yehu'');
*[[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|Joahaza]] na JoakazaJôakaza (hebreo: יְהוֹאָחָז‎ / ''Yeho’aḥaz'');
*[[JoasyJôasy (mpanjakan' i Israely)|Joasy]] na JoasaJôasa (hebreo: יהואש / ''Yeho’ash'' na יואש / ''Yo’ash'');
*[[Jerôbôama II|Jeroboama II]] (hebreo: יָרָבְעָם‎ / ''Yaraḇe‘am'');
*[[Zakaria (mpanjakan' i Israely)|Zakaria]] (hebreo: זְכַרְיָה‎ / ''Zeḵaryah'');
*[[Saloma (mpanjakan' i Israely)|Saloma]] (hebreo: שַׁלּ֤וּם‎ / Sh''allumShallum'');
*[[Menahema]] (hebreo: מְנַחֵם / ''Menaẖem'');
*[[Pekahia]] na Faseia (hebreo: פקחיה‎ / ''Peqaḥyah'');
*[[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] na Fasea (hebreo: פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'');
*[[HoseaHôsea (mpanjakan' i Israely)|HoseaHôsea]] na OseaÔsea (hebreo: הושע <small>/</small> ''Hoshea‘'').
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Jodà]]
*[[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]]