Amôna (mpanjakan' i Jodà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Amôna''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] nandimby an' i [[Manase]] rainy. Ny tena ahatsiarovana an' i Amôna dia ny fitiavany [[Fanompoan-tsampy|manompo sampy]] izay nahatonga fikomiana nitarika amin 'ny famonoana azy tamin' ny taona 641 tal. J.K. Ao amin' ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Boky faharoan' ny Mpanjaka]] sy ny [[Boky faharoan'ny Tantara|Boky faharoan' ny Tantara]] ao amin' ny [[Baiboly]] no ahitana ny tantarany. Nanjaka tanelanelan' ny taona 643 sy 641 tal. J.K. na 642 sy 640 tal. J.K. izy<ref name=":0" /> <ref><small>Leslie McFall (1991). [https://web.archive.org/web/20110721042159/http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf "A Translation Guide to the Chronological Data in Kings and Chronicles"] (PDF). ''Bibliotheca Sacra''. Dallas Theological Seminary. '''148''': 3–45. ([http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf tahiry]) (PDF) on July 21, 2011.</small></ref>.
 
Nanjaka tanelanelan' ny taona 643 sy 641 tal. J.K. na 642 sy 640 tal. J.K. izy<ref name=":0" /> <ref><small>Leslie McFall (1991). [https://web.archive.org/web/20110721042159/http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf "A Translation Guide to the Chronological Data in Kings and Chronicles"] (PDF). ''Bibliotheca Sacra''. Dallas Theological Seminary. '''148''': 3–45. ([http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf tahiry]) (PDF) on July 21, 2011.</small></ref>.
 
== Ny anarany ==
Ligne 7 ⟶ 5 :
 
== Ny fiainany ==
Zanaky ny mpanjaka [[Manase]] sy i Mesolemeta zanaka vavin' i HarozaHarôza avy any JotbaJôtba i Amôna<ref><small>Flavius Josephus (c. 93 CE). ''[http://www.ccel.org/j/josephus/works/ant-10.htm Antiquities of the Jews]''. Book X, Chapter 3, Section 2. Translated from the Latin by William Whiston from The Christian Classics Ethereal Library.</small></ref>. Na dia tsy fantatra aza ny daty dia milaza ny [[Baiboly]] fa nanambady an' i Jedida zanakavavin' i Adaia avy any BozkataBôzkata i Amôna. Tamin' ny faha-22 taonany izy no nanomboka nanjaka nandritra ny enina taona (2Mpanj. 21.18-26). Tokony ho teo anelanelan' ny taona 642 sy 640 tal J.K. no nanjakany<ref name=":0"><small>Edwin R. Thiele (1983). "9". ''[[:en:The_Mysterious_Numbers_of_the_Hebrew_Kings|The Mysterious Numbers of the Hebrew Kings]]'' (3rd ed.). Grand Rapids, Michigan: Kregel Publications. <nowiki>ISBN 0-8254-3825-X</nowiki>.</small></ref>.
 
Araka ny Baiboly dia nanohy ny fanompoan-tsampin' i Manase rainy i Amôna ka nanangana sarin-tsampy sahala an-drainy<ref><small>Charles J. Mendelsohn; Kaufmann Kohler; Morris Jastrow (1906). [http://jewishencyclopedia.com/articles/1420-amon-king-of-judah "Amon, King of Judah"]. ''Jewish Encyclopedia''. '''I''' (1st ed.). Funk & Wagnalls. pp. 526–527.</small></ref>. Ny [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] dia milaza toy izao:
 
* "20 ''Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah koa izy tahaka ny nataon'i Manase rainy''. 21 ''Fa nandeha tamin'ny lalana rehetra izay efa nalehan-drainy izy ka nanompo ny sampy izay notompoin-drainy sady niankohoka teo anatrehany''." (2Mpanj. 21.20-21). Toraka izany koa ny Boky faharoan'ny Tantara: "''Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon'i Manase rainy dia namonoan'i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny''" (2Tant. 33.22).
 
Araka ny Baiboly dia nanohy ny fanompoan-tsampin' i Manase rainy i Amôna ka nanangana sarin-tsampy sahala an-drainy<ref><small>Charles J. Mendelsohn; Kaufmann Kohler; Morris Jastrow (1906). [http://jewishencyclopedia.com/articles/1420-amon-king-of-judah "Amon, King of Judah"]. ''Jewish Encyclopedia''. '''I''' (1st ed.). Funk & Wagnalls. pp. 526–527.</small></ref>. Ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Boky faharoan' ny Mpanjaka]] dia milaza toy izao: "20 ''Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah koa izy tahaka ny nataon'i Manase rainy''. 21 ''Fa nandeha tamin'ny lalana rehetra izay efa nalehan-drainy izy ka nanompo ny sampy izay notompoin-drainy sady niankohoka teo anatrehany''." (2Mpanj. 21.20-21). Toraka izany koa ny Boky faharoan'ny Tantara: "''Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon'i Manase rainy dia namonoan'i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny''" (2Tant. 33.22). Ny lovantsofina [[Talmoda|talmodika]] dia milaza fa "nandoro ny [[Torah|Tôrah]] i Amôna ary namela tranon-kala hadrakotra ny alitara [noho ny tsy firaharahany azy tanteraka] … Be fahotana i Amôna"<ref>''Tractate Sanhedrin'', Folio 103a. 1902 Translation by Rabbi Isisdore Epstein.</ref>. Sahala amin' ireo loharano hafa dia mitsikera ny fitondran' i Amôna sahala amin' ny ataon' ny Baiboly i [[Flavio Josefa|Flavio Jôsefa]]<ref><small>Christopher Begg (1996). [https://www.ibr-bbr.org/files/bbr/BBR_1996_01_Begg_JothamInJosephus.pdf "Jotham and Amon: Two Minor Kings of Judah According to Josephus"] {{Wayback|url=https://www.ibr-bbr.org/files/bbr/BBR_1996_01_Begg_JothamInJosephus.pdf |date=20170913091545 }} (PDF). ''Bulletin for Biblical Research''. Institute for Biblical Research. '''6''' (1): 13.</small></ref>.
 
Taorian' ny nanjakany roa taona dia matin' ny mpanompony izay nioko hamono azy i Amôna, ka nasolo azy ny zanany lahy atao hoe [[JosiaJôsia (mpanjakan' i Jodà)|JosiaJôsia]] (na JosiasaJôsiasa) izay vao valo taona monja (2Mpanj. 22.1). Taorian' ny nahafatesan' i Amôna dia lasa tsy tiam-bahoaka ireo namono azy ka novonoin' ny olona koa<ref><small>Henry Fowler (1920). [https://books.google.mg/books?id=4vk0AAAAMAAJ&printsec=frontcover&redir_esc=y#v=onepage&q&f=false ''Great Leaders of Hebrew History: From Manasseh to John the Baptist''.] The Macmillan Company. p. 11.</small></ref>. Ny manampahaizana sasany, toa an' i Abraham Malamat, dia milaza fa novonoin' ny olona i Amôna noho izy manaiky izay lazain' ny [[Asiria|Asiriana]] fahavalon' i Jodà efa anjato taonany maro sady tompon' andraikitra tamin' ny faharavan' ny [[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] avaratra<ref><small>Nili S. Fox; Malamat (2002). "History of Biblical Israel: Major Problems and Minor Issues". ''Bulletin of the American Schools of Oriental Research''. American Schools of Oriental Research. '''II''' (327): 90–92. doi:10.2307/1357868. ISSN 0003-097X. JSTOR 1357868.</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanjakan' i Jodà]]
* [[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely avaratra]]
=== '''Mpanjakan' i Jodà ==='''
 
[[Saoly]] - [[IsbosetaIsbôseta]] - [[Davida (mpanjakaBaiboly)|Davida]] - [[SolomonaSôlômôna]] (na Salômôna) - [[RehoboamaRehôbôama]] (na RoboamaRôbôama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan' i Jodà)|- Asa]] - [[JosafataJôsafata]] - [[JehoramaJehôrama (mpanjakan' i Jodà)|JehoramaJehôrama]] (na JoramaJôrama) - [[Ahazia (mpanjakan' i Jodà)|Ahazia]] (na OkoziasaÔkôziasa) - [[Atalia]] - [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Jodà)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[JotamaJôtama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[AmonaAmôna (mpanjakan' i Jodà)|AmonaAmôna]] - [[JosiaJôsia (mpanjakan' i Jodà)|JosiaJôsia]] (na JosiasaJôsiasa) - [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Jodà)|JoahazaJôahaza]] (na JoakazaJôakaza) - [[JoiakimaJôiakima]] (na JoakimaJôakima) - [[JoiakinaJôiakina]] (na JoasinaJôasina na [[JekoniaJôiakina|Jekônia]] na JekoniasaJekôniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
=== Mpanjakan'i Jodà ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
 
== Loharano ==