Zakaria (rain' i Joany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Zakaria (rain'i Joany) ho Zakaria (rain' i Joany) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Folio 43v - The Archangel Gabriel Appears to Zachary.jpg|vignette|389x389px|Miseho amin'i Zakaria ny arkanjely Gabriela]]
I '''Zakaria''' dia mpisorona rain' i [[Joany Batista]] sady vadin' i [[Elizabeta (renin'i Joany)|Elizabeta]], araka ny lovatsofina[[lovantsofina]] kristiana, mitovy amin' izany koa ny lovantsofin' ny fivavahana [[Mandeisma|mandeana]] sy [[Finoana silamo|silamo]]. Ahitana firesahana ny amin' i Zakaria ny ao amin' ny [[Evanjelin'i Lioka|Evanjelin' i Lioka]] sy ao amin' ny [[protevanjelin'i Jakoba|Prôtevanjelin' i Jakôba]] ary ao amin' ny [[Kor'any]]. Ao amin' ny Kor'any dia voalaza fa mpaminanin'i ny finoana silamo i Zakaria. Ao amin' ny lovantsofina miozolmana dia atao hoe ''Ashâ'' ny vadin' i Zakaria renin' i Joany (arabo: ''Yahyâ'')''.''
 
Atao hoe זכריה ''Zəḵaryāh'' i Zakaria amin' ny [[teny hebreo]], izany anarana izany dia midika hoe "Mahatsiahy i Yah" (''Yah'': fanafohezana ny hoe ''Yahweh'', anaran' Andriamanitra). Amin' ny [[teny grika]] kosa dia ''Ζαχαρίας'' / ''Zacharias''. Amin' ny [[teny arabo]] dia atao hoe زَكَـرِيَّـا‎ / ''Zakariyyāʾ'' izy.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Maria (renin' i Jesoa)|Maria]]
* [[JosefaJôsefa (vadin' i Maria)|Josefa]]
* [[Noely]]
* [[Tempolin' i Jerosalema]]
*[[Mpisorona jiosy]]