Jôsefa (vadin' i Maria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jôsefa (vadin'i Maria) ho Jôsefa (vadin' i Maria) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Scuola veneta - Altare di San Giuseppe, già di San Marco - Santi Giovanni e Paolo.jpg|vignette|273x273px|I JosefaJôsefa mitrotro an' i Kristy ]]
I '''Jôsefa''' dia lehilahy [[jiosy]] izay lazain' ny [[Filazantsara sinoptika|Filazantsara sinôptika]] fa taranak' i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] sy ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]]. Fofombadin' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] izay bevohoka noho ny asan' ny [[Fanahy Masina]] ary avy naka vady an' i Maria taloha kelin' ny nahaterahan' i [[JesosyJesoa]] izy ka lasa ray mpitaiza an' i Jesoa izy fa tsy ray niteraka azy. Asehon' ny [[Filazantsara]] ho "lehilahy marina" izay nandray an' i Maria sy ny zanany izy rehefa nandre ny hafatry ny [[anjely]] [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]. Mpandrafitra i Jôsefa, araka ny Filazantsara. Voaresaka ao koa ny niakarany tany [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] tamin' ny faha-12 taonan' i Jesoa tany amin' ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ka izany no niresahana azy farany. Miresaka ny amin' i Jôsefa koa ny [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apôkrifa]] sasany.
 
== Ny anarany ==