Jôiakina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Joiakina ho Jôiakina i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''[[Joiakina]]Jôiakina''' na [[Joiakina|'''JoasinaJôasina''']], izay atao hoe [[Joiakina|'''JekoniaJekônia''']] na [[Joiakina|'''JekoniasaJekôniasa''']] koa, dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] nandimby ny mpanjaka [[JoiakimaJôiakima]] rainy. Tsy naharitra ny fitondrany izay nanomboka tamin' ny Desambra 598 tal. J.K. ka nifarana tamin' ny Marsa 597 tal. J.K. izy. Natao [[Fahababoana tany BabilonaBabilôna|sesitany tany BabilonaBabilôna]] izy tamin' ny nandresen' i [[Nebokadnetsara II]] ny tafik' i Jodà. I [[Zedekia]] (na Sedekiasa) no nandimby azy sady mpanjaka faranfarany tao amin' ny Fanjakan' i Jodà.
 
== Ny anarany ==
Roa ny anarana azo iantsoana an' i JoiakinaJôiakina amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] (ao amin' ny [[Tanakh]]) dia ny hoe יהויכין / ''Yehoyakhin'' sy ny hoe יכניהו / ''Yekhonyahu''. Ireo no adikan' ny [[Volgata]] hoe ''Ioachin'' sy ''Iechonias''. Ny [[Baiboly proitestantaprôtestanta amin' ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta malagasy]] dia manotratra hoe ''Joiakina'' sy ''Jekonia'' fa ny [[Baiboly katolikakatôlika amin' ny teny malagasy|Baiboly katôlika malagasy]] kosa dia manao hoe ''JoasinaJôasina'' sy ''JekoniasaJekôniasa''.
 
== Fiainana sy fanjakàny ==
Tamin' ny taona 598 tal. J.K. tamin' ny nandrosoan' i [[Nebokadnetsara II]] hanafika ny [[Fanjakan' i Jodà]] dia maty i [[JoiakimaJôiakima]] (na JoakimaJôakima), angamba nisy namono, ka nandimby azy i JoiakinaJôiakina zanany tamin' ny faha-18 taonany. Telo volana sy folo andro fotsiny anefa no nanjakan' i JoakinaJôakina (Desambra 598 - Marsa 597 tal. J.K.).
 
Naka an' i [[Negeva]] ny Edomita[[Edôma|Edômita]] fa i Nebokadnetsara kosa naka an' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] izay nikomy taminy (taona 597 tal. J.K.). Natao [[Fahababoana tany Babilôna|sesitany tany BabilonaBabilôna]] ny mpanjaka JoiakinaJôiakina sy ny olona maro ao amin' ny saranga ambony ary ireo mahay taozavatra tao Jerosalema ka niisa 3  000 izany araka ny [[Baiboly]]. Nobaboin' i Nebokadnetsara ny fananana tao amin' ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] sy ny tao amin' ny lapan' ny mpanjaka ka i Matania na Mataniasa (hebreo: ''Mattanyahu''; grika: ''Mathanias'') zanak' i [[JosiaJôsia (mpanjakan' i Jodà)|JosiaJôsia,]] izay niova anarana hoe [[Zedekia]] (na Sedekiasa), no notendreny handimby an' i JoiakinaJôiakina.
 
Araka ny [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 25.27-30) dia nafahan' i Amela-Mardoka (na Evila-Merodaka), izay nandimby an' i Nebokadnetsara, i JoakinaJôakina rehefa nigadra nandritra ny 37 taona, tamin' ny taona 562 tal. J.K.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanjakan' i Jodà]]
 
=== Mpanjakan'i Jodà ===