Jôasy (mpanjakan' i Jodà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Joasy (mpanjakan'i Jodà) ho Jôasy (mpanjakan' i Jodà) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''JoasyJôasy''' na '''JoasaJôasa''' dia zanak' i [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] na OkoziasaÔkôziasa mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] sady mpanjakan' i Jodà koa nandritra ny efapolo taona tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-9 tal J.K. sy tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. taorian' ny fionganan' ny mpanjakavavy [[Atalia]]. Tsy afangaro amin' i [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Israely)|JoasyJôasy]] na [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Israely)|JoasaJôasa]] mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] izay nitovitovy fotoana niainana aminy i JoasyJôasy na JoasaJôasa mpanjakan' i Jodà.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' na יוֹאָשׁ ''Yôʾāsh'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], fa ''᾿Ιωὰς'' / ''Ioàs'' kosa amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ioas'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' dia midika hoe "nomen' i Iahveh" "nomen' ny Tompo".
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Jodà]]
 
=== Mpanjakan'i Jodà ===