Isbôseta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Isboseta ho Isbôseta i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ishbosheth is slain.gif|vignette|332x332px|Notapahin'i Rekaba sy Baana ny lohan'i Isboseta.]]
I [[Isboseta]]'''Isbôseta''' izay atao hoe [[Isboseta|'''Isbaala]]''' dia zanak' i [[Saoly]] nasandratra ho mpanjakan' i Israely tamin' ny taona 1007 tal. J.K. nandimby an-drainy nefa tsy nanjaka afa-tsy tamin' ny foko 11 izy satria i [[Davida (Baiboly)|Davida]] koa dia nasandratra ho mpanjakan' ny fokon' i Jodà tamin' io fotoana io ihany. Maty nisy namono izy tamin' ny taona 1005 tal. J.K. Roa taona no naharetan' ny fanjakany. Ao amin' ny [[Boky faharoan' i Samoela]] ao amin' ny [[Baiboly]] no ahitana ny tantarany.
 
== Ny anarany ==
Araka ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia izao avy ny anarana azo iantsoana an' i IsbosetaIsbôseta, iray amin' ny zanaka lahy efatr' i Saoly:
 
* אִֽישְׁבֹּשֶׁת‬ / ''Ishboshet'' na ''Eshboshet'' izay midika hoe "lehilahin' ny fahafaham-baraka".
 
* אֶשְׁבַּעַל‬ / ''Eshbaal'' na ''Ashbaal'' izay midika hoe "misy i [[Baala]]" na "lehilahin' i Baala" na "lehilahin' nyTompo".
 
Ny hoe ''Baala'' dia anaran' ny andriamanitry ny [[Semita]] sy ny Kananita[[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] ary ny [[Fenisia|Fenisiana]] (na Foinikiana).
 
== Ny tantarany ==
Ao amin' ny [[Boky faharoan' i Samoela]] no ahitana ny tantaran' i Isbaala (2Sam. 2.8–4.12). Zanak' i [[Saoly]] tamin' i AkinoamaAkinôama zanakavavin' i Ahimaaza izy sady teraka tamin' ny taona 1047 tal J.K.
 
Taorian' ny nahafatesan' i Saoly sy ireo zany lahy telo, dia i JonatanaJônatana sy i Abinadaba ary i MalkisoaMalkisôa, tamin' ny ady teo amin' ny Tendrombohitra GilboaGilbôa, dia i IsbosetaIsbôseta, izay efapolo taona tamin' izay, no sisa velona ka nasandratr' i Abnera mpitari-tafik' i Saoly, ho mpanjaka tao Mahanaima. I [[Davida (Baiboly)|Davida]] zanak' i [[Jese (rain' i Davida)|Jese]] anefa efa nambara ho mpanjakan' ny [[fokon' i Jodà]] (2Sam. 2.4). Tsy nanjaka afa-tsy roa taona (2Sam. 2.11) i Isboseta sady tsy nanapaka afa-tsy ny foko 11n'i Israely ihany. Ireto ireo foko ireo: ny [[fokon' i Robena]], ny [[fokon' i SimeonaSimeôna]], ny [[fokon' i Isakara]], ny [[fokon' i ZabolonaZabolôna]], ny [[fokon' i Dana]], ny [[fokon' i Naftaly]], ny [[fokon' i Gada]], ny [[fokon' i Asera]], ny [[fokon' i Manase]] ary ny [[fokon' i Efraima]].
 
I Davida sy i IsbosetaIsbôseta dia niady matretika ka ny tafik' i Davida no naharesy (2Sam. 3.1), nefa niova hevitra i Abnera ka nikambana tamin' i Davida taorian'ny adin' i Abnera tamin' i IsbosetaIsbôseta (2Sam. 3.8-12). Navelan' i IsbosetaIsbôseta ho vadin' i Davida ihany ilay anabaviny (i Mikala) izay tokony homen' i Saoly ho vadin' i Davida talohan' ny fifanolanany (2Sam. 3.14-15).
 
Notapahan' ny manamboninahitra roa tao aminy (i Rekaba sy Baana) ny lohan' i IsbosetaIsbôseta natory antoandro (2Sam. 4.5) ho valifatin' i Davida amin' ny tranon' i Saoly. Nefa nohelohin' i Davida ho faty izy ireo noho izany vonoan' olona izany. Nalevina tao amin' ny fasan' i Abnera tao HebronaHebrôna i IsbosetaIsbôseta (2Sam. 4.12).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely]]
* [[Mpanjakan' i Jodà]]
* [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Fanjakan' i Israely mitambatra]]
*[[Fokon' i Israely]]
 
=== Mpanjakan'i Israely ===