Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jotama ho Jôtama i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''JotamaJôtama''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak' i [[Ozia]] (na Oziasa) tamin' i Jerosa zanakavavin' i ZadokaZadôka (na Sadôka) sady rain' i [[Ahaza]] (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin' ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan' ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin' ny nahavoan' ny [[habokana]] an-drainy dia nanapaka an' i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan' ny mpanohana ny [[Asiria|Asiriana]] azy ka nanangana an' i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. matyMaty tokony tamin' ny taona 731 tal. J.K. izy.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin' ny [[fiteny hebreo]] fa ''Ιωαθαμ'' / ''Ioatham'' amin' ny [[fiteny grika]] ary ''Joatham'' amin' ny [[fiteny latina]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Jodà]]
=== '''Mpanjakan' i Jodà ==='''
 
=== Mpanjakan'i Jodà ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).