Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mpanjakan'i Jodà ho Mpanjakan' i Jodà i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà|'''mpanjakan' i''' '''Jodà''']] dia ireo mpanjaka avy amin' ny [[fokon' i Israely]] lazaina ao amin' ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon' ny tanin' i Israely ao [[Palestina]], izay atao hoe [[Fanjakan' i Jodà]], taorian' ny fisarahan' ny [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Fanjakan' i Israely]] ho roa nanomboka tamin' ny taona 930 tal. J.K. hatramin' ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin' ny fanjakan' i [[RehoboamaRehôbôama]] na [[Rehoboama|RoboamaRôbôama]] ka hatramin' ny fanjakan' i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny mpanjakan' i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[IsbosetaIsbôseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[SolomonaSôlômôna]] (na SalomonaSalômôna) dia mpanjakan' i [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin' ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo ny isan' ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i [[Saoly]] (שאול / ''Shā’ûl'') sy i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] (דָּוִד / ''Dāwîḏ'') ary i [[Solomona|SalomonaSalômôna]] (שְׁלֹמֹה‬ / ''Shlomoh'').
 
#[[RehoboamaRehôbôama]] na RoboamaRôbôama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');
#[[Abiama]] na Abia (hebreo: אַבִיָּם / ''’Aviyam'');
#[[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] (hebreo: אסא / ''’Asa'');
#[[JosafataJôsafata]] (hebreo: יהושפט / ''Yehoshafat'');
#[[JoramaJôrama (mpanjakan' i Jodà)|JehoramaJehôrama]] na JoramaJôrama (hebreo: יהורם / ''Yehoram'');
#[[Ahazia]] na OkoziasaÔkôziasa (hebreo: אחזיהו / ''’Ahazyahu'');
#[[Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
#[[JoasyJôasy (mpanjakan' i Jodà)|JoasyJôasy]] na JoasaJôasa (hebreo: יהואש / ''Yehoash'');
#[[Amazia]] na Amaziasa (hebreo: אמציה / ''’Amatzyah'');
#[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
#[[JotamaJôtama]] (hebreo: יותם / ''Yotam'');
#[[Ahaza]] na Akaza (hebreo: אחז / ''’Ahaz'');
#[[Hezekia]] na Ezekiasa (hebreo: חזקיה / ''Hizqiyah'');
#[[Manase]] (hebreo: מנשה / ''Menasheh''):
#[[AmonaAmôna (mpanjakan' i Jodà)|AmonaAmôna]] (hebreo: אמון / ''’Amon'');
#[[JosiaJôsia (mpanjakan' i Jodà)|JosiaJôsia]] na JosiasaJôsiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
#[[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Jodà)|JoahazaJôahaza]] na JoakazaJôakaza (hebreo: יהואחז / ''Yeho’ahaz'');
#[[JoiakimaJôiakima]] na JoakimaJôakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
#[[JoiakinaJôiakina]] na JoasinaJôasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
#[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely]]
* [[Fanjakan' i Jodà]]
* [[Fanjakan' i Israely (Samaria)]]
* [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Fanjakan' i Israely mitambatra]]