Fanjakan' i Israely (Samaria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fanjakan'i Israely (Samaria) ho Fanjakan' i Israely (Samaria) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms of Israel and Judah map 830.svg|vignette|391x391px|Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K. ]]
Ny '''Fanjakan' i''' '''Israely''' na '''Fanjakan' i''' '''Samaria''' na '''Fanjakana''' '''Avaratra''' dia fanjakà-mpanjaka tao [[Atsinanana Akaiky|Atsinanana-Akaiky]] [[Andro Taloha|taloha]] izay naorin' ny Israelita tao amin' ny tapany avaratr' i [[Palestina]] tamin' ny [[Andron'ny Vy|Andron' ny Vy]]. Naharitra 200 taona io fanjakana io, izay nisy nanomboka tamin'ny taonjato faha-10 tal. J.K. sy rava tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K. (taona 930 - 720 tal. J.K.).
 
Ny mpahay tantara dia manome anarana azy hoe "Fanjakan' i Samaria" na "Fanjakana Avaratra" mba tsy hifangaroany amin' ny [[Fanjakan' i Jodà]] ao atsimo na ny [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Fanjakan' i Israely]] fony mbola nitambatra. Araka ny [[Baiboly]] dia nandimby ny Fanjakan' i Israely mitambatra sy ny [[Fanjakan' i Jodà|an' i Jodà]] izy. Atao hoe "Efraima" koa izy indraindray.
 
Maro ireo fianakavia-mpanjaka nifandimby nitondra tao amin' io fanjakana io. I [[Sikema]] no renivohiny talohan' ny nisafidianan'i [[Jeroboama I|Jeroboama]] an'i Tirtsa (na Tirza). Taty aoriana dia nanorina ny tanànan' i [[Samaria]] i [[Omry|Ômry]] ka lasa renivohitry ny fanjakana io tanàna io hatramin'ny nanorenana azy ka hatramin'ny [[Fahababoana tany Asiria|namaboan' ny Asiriana]] azy.
 
Tsy tena tsara ny filazan' ny [[Baiboly]] ny amin'ity fanjakana ity noho ny vahoaka nonina tao sy ny mpanjakany lazainy fa nanalavitra ny fampianaran' i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) tamin'ny [[Fanompoan-tsampy|fanompoan'izy ireo sampy]]. Noravàn' ny [[Asiria|Asiriana]] tamin'ny taona 720 tal. J.K. ny Fanjakan'i Israely.
 
== Fokon' i Israely tao amin' ny Fanajakana Avaratra ==
Ireto ireo [[fokon' i Israely]] folo tao Avaratra izay lazaina koa fa [[Foko folo very|tsy hita popoka]] taorian' ny fandravàn' ny Asiriana ny Fanjakan' i Israely:
 
* ny [[fokon' i Robena]],
* ny [[fokon' i SimeonaSimeôna]],
* ny [[fokon' i Dana]],
* ny [[fokon' i Naftaly]],
* ny [[fokon' i Gada]],
* ny [[fokon' i Asera]],
* ny [[fokon' i Isakara]],
* ny [[fokon' i ZebolonaZebolôna]],
* ny [[fokon' i Manase]]
* ny [[fokon' i Efraima]]
 
Ny [[fokon' i Jodà]] sy ny [[fokon' i Benjamina]] no tsy tao amin' io fanjakana io. Nisy ampahany tamin' ny [[fokon' i Levy]] izay nisahana ny resaka fivavahana tao amin' ny Fanjakan' i Israely.
 
== Lisitry ny mpanjakan' i Israely ==
Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny Fanjakan'i Israely sy ny [[Fanjakan' i Jodà]] dia ireto ny mpanjakan' i Israely nifandimby raha tsy isaina i [[Saoly]] (na Saola) sy i [[IsbosetaIsbôseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[SolomonaSôlômôna]] (na SalomonaSalômôna).
 
* [[JeroboamaJerôbôama I]] (hebreo: יָרָבְעָם‬ / ''Yaraḇe‘am'');
* [[Nadaba]] (hebreo: נָדָב‬ / ''Naḏaḇ'');
* Basa na [[Baasa]] (hebreo: בַּעְשָׁא‬, / ''Baʿashaʾ'');
* [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] (hebreo: אֵלָה‎ /''’Elah'');
* [[Zimry]] (hebreo: זִמְרִי / ''Zimri'',);
* [[OmryÔmry]] (hebreo: עמרי‬ / ''‘Omri'');
* [[Ahaba]] (hebreo: אַחְאָב / ʼAḥʼaḇ);
* [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] na OkoziasaÔkôziasa (hebreo: אֲחַזְיָה‎ / ''’Aḥazyah'');
*[[JehoramaJehôrama (mpanjakan' i Israely)|JehoramaJehôrama]] (hebreo: יְהוֹרָם‎ / ''Yehoram'');
*[[Jeho]] (hebreo: יֵהוּא‬ /''Yehu'');
* [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Israely)|JoahazaJôahaza]] na JoakazaJôakaza (hebreo: יְהוֹאָחָז‎ / ''Yeho’aḥaz'');
*[[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] na JoasaJôasa (hebreo: יהואש / ''Yeho’ash'' na יואש / ''Yo’ash'');
* [[JeroboamaJerôbôama II]] (hebreo: יָרָבְעָם‎ / ''Yaraḇe‘am'');
* [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] (hebreo: זְכַרְיָה‎ / ''Zeḵaryah'');
*[[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] (hebreo: שַׁלּ֤וּם‎ / Sh''allumShallum'');
*[[Menahema]] (hebreo: מְנַחֵם / ''Menaẖem'');
*[[Pekahia]] na Faseia (hebreo: פקחיה‎ / ''Peqaḥyah'');
*[[Peka]] na Fasea (hebreo: פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'');
* [[HoseaHôsea (mpanjakan' i Israely)|HoseaHôsea]] na OseaÔsea (hebreo: הושע <small>/</small> ''Hoshea‘'');
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanjakan' i Jodà]]
 
* [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)]]
*[[Fokon' i Israely]]
*[[Mpanjakan' i Israely]]
*[[Fahababoana tany Asiria]]
 
* [[EdomaEdôma]]
* [[AmonaAmôna (fanjakana)]]
* [[MoabaMôaba (fanjakana)]]
* [[Arama (faritra)]]