Ozia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Ozia''' na '''Oziasa''' izay atao hoe koa '''Azaria''' na '''Azariasa''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]], zanak' i [[Amazia]] (na Amaziasa) tamin' i JekoliaJekôlia, izay nanjaka nandritra ny 52 taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Ao amin' ny [[Baiboly]] dia voalaza fa mpitari-tafika sady mpanjaka nampiroborobo ny fanorenana izy sady nampandroso koa ny fambolena talohan' ny nahazoan' ny aretina haboana[[habokana]] azy. Nitovitovy vaninandro iainana tamin' ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia) sy [[HoseaHôsea (mpaminany)|HoseaHôsea]] (na OseaÔsea) ary i [[AmosaAmôsa]] (na AmosyAmôsy) izy.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe עֻזִּיָּה /''ʿUziyāh'' na עֲזַרְיָה /''ʿAzaryāh'' na עֲזַרְיָהוּ ''/ʿAzaryāhû'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ᾿Οζίας / ''Ozias'' na ᾿Αζαρίας / ''Azarias'' amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ozias'' na ''Azarias'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny dikan' ny anarana hebreo hoe עֻזִּיָּה (''ʿUziyāh'') dia "heriko i Iahveh" - fa ny hoe עֲזַרְיָה (''ʿAzaryāh'') na עֲזַרְיָהוּ (''ʿAzaryāhû'') dia "nanampy i Iahveh".
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Jodà]]
* [[Fanjakan' i Jodà]]
 
=== Mpanjakan'i Jodà ===