Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'i Zefania ho Bokin' i Zefania i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Icon of Zephaniah (17th c., North Russia, priv. coll.).jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Zefania (mpaminany)|Zefania]],'' taonjato faha-17]]
Ny '''Bokin' i Zefania''' na '''Bokin' i Sôfônia''' dia boky ao amin’nyamin’ ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’nyamin’ ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Io boky io dia mirakitra ny faminanian’ifaminanian’ i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na [[Zefania (mpaminany)|Sôfônia]]. Nieritreritra ny vahoakan’i [[Fanjakan' i Jodà|JodaJodà]] fa amin’ny andro ho avy dia hahatonga azy ireo ho firenana matanjaka Andriamanitra ka ho afaka mandresy ireo fahavalony sy hampanjaka ny fahamarinana sy ny fiadanana. Diso anefa ny fiheverany, fa hosazin’Andriamanitrahosazin’ Andriamanitra ny vahoakan’ivahoakan’ Jodai Jodà sy ny firenena rehetra izay tsy nanaja azy. Izany no andro fitsarana, [[Andron'i Iahveh|andron’iandron’ i Iahveh]]. Ny hany fomba hanafahana an’ian’ i Joda dia ny fanajana an’Andriamanitraan’ Andriamanitra sy ny fivavahana aminy irery ihany.
 
Isan' ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin'ny folo]] ao amin' ny sokajy [[Bokin' ny mpaminany (Baiboly)|Bokin' ny mpaminany]] amin' ny Baiboly kristiana i Zefania fa ao amin' ny [[Nevi'im]] kosa izy ao amin' ny Tanakh.
 
== Anaran' ny boky ==
Amin' ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר צְפַנְיָה / ''Sefer'' ''Tsĕphanyāh'' ny Bokin' i Zefania. Ao amin' ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Σοφονίας Θʹ / ''IX Sofonías'' (ny teta ''Θʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana fahasivy azy).
 
== Ny fanoratana ny boky ==
I [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na [[Zefania (mpaminany)|Sôfônia]] dia naminany tamin’ny andron’iandron’ i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (640-609 tal. J.K.), [[Mpanjakan'i Jodà|mpanjakan’impanjakan’ Jodai Jodà]]. Nanohitra ny fomban’nyfomban’ ny firenena vahiny sy ny fivavahana amin’ny andriamani-tsy izy ny mpaminany. Nanakiana ireo mpitondra fanjakana koa izy. Ny toriteny nataony dia niseho tamin’ny taona 640-630 tal. J.K., taloha kelin’ny fotoana niasan’iniasan’ i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]]. Teo ambany fanaraha-mason’i Asiria i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] tamin’ny fotoan’ny mpanjaka tsy nivavaka, dia i [[Manase]] sy i [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]]. Nihanalemy anefa i Asiria ka nisy ny tsirim-panantenana taty aoriana. Tamin'izany no nivoahan'ny faminanian' i Zefania.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Azo zaraina telo ny boky :
 
==== Ny Andron'i Iahveh : androm-pamaizana (1.2 – 2.3) ====
Andalana faha-33:
* [[Nevi'im]]
 
* '''Mpaminany lehibe:''' [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoterôkanônika)
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* '''Mpaminany madinika:''' [[Bokin' i IsaiaHôsea]] na IzaiaÔsea - [[Bokin' i JeremiaJôela]] na Jôely - [[Bokin'ny Fitomanianai Amôsa]] na Amôsy - [[Bokin' i EzekielaÔbadia]] na Abdiasa - [[Bokin' i DanielaJônà]] na DanielyJônasa - [[Bokin' i BarokaMikà]] (deoteokanonika)na Mikea - [[Bokin' i Nahoma]] - [[Bokin' i Habakoka]] - [[Bokin' i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin' i Hagay]] na Akjea - [[Bokin' i Zakaria]] - [[Bokin' i Malakia]]
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].