Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Tissot Obadiah.jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Obadia]],'' nataon'i James Tissot (1836-1902)|338x338px]]
Ny '''Bokin' i Ôbadia''' na '''Bokin' i Abdiasa''' dia bokim-paminaniana ao amin’ ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’nyamin’ ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Iray amin’ireoamin’ ireo atao hoe "[[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika]]" ao amin’nyamin’ ny Baiboly izy sady io boky io no fohy indrindra amin’ireoamin’ bokin’nyireo bokin’ ny Testamenta Taloha satria tsy ahitana afa-tsy toko tokana misy andininy 21. Maminany i [[Ôbadia]] (na Abdiasa) ny amin’nyamin’ hitsaran’Andriamanitrany hitsaran’ Andriamanitra ny Fanjakan’iFanjakan’ i Edôma izay harodana sy ny amin’nyamin’ ny famaliana izay hataon’ihataon’ i Israely amin’ioamin’ io fanjakana io. Nefa hihatra amin’nyamin’ ny firenena rehetra izany fitsarana izany any amin’nyamin’ ny [[Andron'i Iahveh|andron’iandron’ i Iahveh]].
 
== Fanoratana ny boky ==
Araka ny [[lovantsofina]] dia ny mpaminany [[Ôbadia]] (na Abdiasa) no nanoratra io boky mitondra ny anarany io. Mety tany amin’nyamin’ fiandohan’nyny fiandohan’ ny taonjato faha-5 tal. J.K. no nanoratana ny boky, teo anelanelan’nyanelanelan’ ny taona 587 sy 460 tal. J.K. Ny boky dia mety nosoratana taty aorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]] noho ny andininy faha-11 hatramin’ny 14 izay miresaka ankolaka ny amin’nyamin’ naharavan’iny naharavan’ i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] tanteraka tamin’nytamin’ ny taona 586 tal. J.K.
 
== Anaran' ny boky ==
Andalana faha-23:
* [[Ketuvim]]
 
* '''Mpaminany lehibe:''' [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoterôkanônika)
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* '''Mpaminany madinika:''' [[Bokin' i IsaiaHôsea]] na IzaiaÔsea - [[Bokin' i JeremiaJôela]] na Jôely - [[Bokin' nyi FitomanianaAmôsa]] na Amôsy - [[Bokin' i EzekielaÔbadia]] na Abdiasa - [[Bokin' i DanielaJônà]] na DanielyJônasa - [[Bokin' i BarokaMikà]] (deoterôkanônika)na Mikea - [[Bokin' i Nahoma]] - [[Bokin' i Habakoka]] - [[Bokin' i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin' i Hagay]] na Akjea - [[Bokin' i Zakaria]] - [[Bokin' i Malakia]].
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin' i Hôsea]] na Ôsea - [[Bokin' i Jôela]] na Jôely - [[Bokin' i Amôsa]] na Amôsy - [[Bokin' i Ôbadia]] na Abdiasa - [[Bokin' i Jônà]] na Jônasa - [[Bokin' i Mikà]] na Mikea - [[Bokin' i Nahoma]] - [[Bokin' i Habakoka]] - [[Bokin' i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin' i Hagay]] na Akjea - [[Bokin' i Zakaria]] - [[Bokin' i Malakia]].