Bokin' i Baroka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
 
Ny '''Bokin' i''' '''Baroka''' dia boky ao amin' ny [[Testamenta Taloha]]<nowiki/>n'ny [[Baiboly katôlika]] sy ny [[Baiboly ôrtôdôksa]]. Misy faminaniana navoaka tao [[Babilôna]] ny ao amin'io boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny amin'ny [[teolojia]] sy ny tantaran' i Isiraely, ady hevitra momba ny fahendrena, sady teny nampitaina tamin'ireo mponin' i Jerosalema sy ireo any am-pielezana. Ahitana fieken-keloka sy fampanantenam-pahafahana ho an' ireo mifona noho ny fahotany ary vavaka fifonana amin'Andriamanitra sy fiderana azy ny ao amin' io boky io. Avy eo ilay boky dia midera ny fahendrena sy ny didin' Andriamanitra, ary miantso ireo [[Jiosy]] any am-[[Fahababoana tany Babilona|pahababoana]] mba hahery sy hionona. Ahitana taratasy lazaina hoe nalefan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ho an'ireo Jiosy natao sesitany any Babilona izay taratasy fampitandremana amin'ny [[fanompoan-tsampy]] koa ny ao amin'io boky io.
 
Boky [[Boky deoterôkanônika|deoterôkanônika]] ho an' ny [[Katôlisisma|Katôlika]] sy ny [[Kristianisma ôrtôdôksa|Ôrtôdôksa]] ny Bokin' i Baroka sady tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy) sy ny [[Baiboly prôtestanta]] izay manakilasy azy ho [[Apôkrifan' ny Baiboly|apôkrifa]].
 
== Ny anaran' ilay boky ==
Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] ny Bokin'i Baroka dia atao hoe Βαρούχ / ''Baroúkh.''
 
Andalana faha-32:
 
== Jereo koa ==
Boky deoterôkanônika hafa:
 
* '''Boky deoterôkanônika hafa''': [[Bokin' i Jodita]] - [[Boky voalohan' ny Makabeo]] - [[Boky faharoan' ny Makabeo]] - [[Bokin' ny Makabeo]] - [[Boky amin'ny anaran'i Baroka|Boky hafa amin'ny anaran'i Baroka]]
* [[Bokin' i Jodita]]
 
* [[Boky voalohan' ny Makabeo]]
 
* [[Boky faharoan' ny Makabeo]]
* [[Bokin' ny Makabeo]]
* [[Boky amin'ny anaran'i Baroka|Boky hafa amin'ny anaran'i Baroka]]
* [[Baroka]]
 
* '''Mpaminany lehibe:''' [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoterôkanônika)
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoterôkanônika)
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* '''Mpaminany madinika:''' [[Bokin' i Hôsea]] na OseaÔsea - [[Bokin' i JoelaJôela]] na Jôely - [[Bokin' i AmosaAmôsa]] na Amôsy - [[Bokin' i ObadiaÔbadia]] na Abdiasa - [[Bokin' i JonaJônà]] na Jônasa - [[Bokin' i MikaMikà]] na Mikea - [[Bokin' i Nahoma]] - [[Bokin' i Habakoka]] - [[Bokin' i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin' i Hagay]] na Akjea - [[Bokin' i Zakaria]] - [[Bokin' i Malakia]].