Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Tôlà''' dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] tao Israely izay nandimby an' i [[Abimeleka]] mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. ''Tôlāʻ'' (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Nitondra ny [[Zanak' i Israely]] nandritra ny 23 taona i Tôlà, araka ny [[Bokin' ny Mpitsara]] (Mpit. 10:1-2.). I [[Jaira]] no mpitsara nandimby azy.
 
== Jereo koa ==