Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Tola ho Tôla i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Tola''' na '''Tôlà''' dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] tao Israely izay nandimby an'i [[Abimeleka]] mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. ''Tôlāʻ'' (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Nitondra ny [[Zanak'i Israely]] nandritra ny 23 taona i Tola, araka ny [[Bokin'ny Mpitsara]] (Mpit. 10:1-2.). I [[Jaira]] no mpitsara nandimby azy.
 
== Jereo koa: ==