Gideôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Gideona ho Gideôna i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Schnorr von Carolsfeld Bibel in Bildern 1860 075.png|vignette|302x302px|''Fiantsoana an'i Gideona'', sarty nataon'i Julius Schnorr von Karolsfeld, taona 1860.]]
I '''GideonaGideôna''' na '''Gidehôna''' dia isan' ireo atao hoe [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] lehibe tao amin' ny Israely araka ny [[Bokin' ny Mpitsara]] (Mpits. 6-8). ''Giḏʻôn'' (גדעון) no fanononana io anarana io amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Atao hoe ''Yĕrubba`al'' ("hiaro tena anie i [[Baala]]" / "hiady anie i Baala") koa izy. Ity nanarana ity dia soratana hoe ''Jerobaala'' ao amin'ny [[Baiboly malagasy]]. Zanak'i Soara avy any Ofra izy. I [[DeboraDebôrà]] no mpitsara nodimbasiny ary i [[Abimeleka]] zanany no nandimby azy.
 
I GideonaGideôna no mpitarika ny [[fokon'i Manase]], ary nitarika ny ady tamin' ny [[Madianita|Midianita]] izay mpandroba avy any atsimo sy atsinanana nampiasa rameva. Voatosiny izy ireo nandritra ny ady voalohany tany ivelan'ny tanin'i Isiraely, tao Eina-Haroda. Novonoin'ny [[Fokon'i Efraima|Efraimita]] izay nanakana ny fiampitana an'i [[Jordana (ony)|Jordana]] i OrebitaÔrebita sy i Zeba, mpitarika ny tafiny. Taorian'ny fanafihana nataon'ny Midianita teo akaikin'ny Tendrombohitr'i TaboraTabôra dia nanenjika azy ireo i GideonaGideôna tany atsinanan'ny reniranon'i [[Jordana (ony)|Jordana]] ary namono ny mpitarika azy dia i Zebaha sy i SalmonaSalmôna. Nandritra ity ady faharoa ity no nandresen'i GideonaGideôna ny mpanohitra an'i Penoela sy i Sokota tao amin' ny lohasahan' i Jordana. Nisy ireo namporisika azy ho mpanjaka, taorian'ireo fahombiazana ara-tafika ireo, nefa nanda izany izy.
 
== Jereo koa: ==
* [[Bokin' ny Mpitsara]]
 
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly]]