Bokin' i Rota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Philip Hermogenes Calderon - Ruth and Naomi.jpg|vignette|323x323px|''I Rota sy i Naomy'', nataon'i Philip Hermogenes Calderon]]
Ny '''Bokin' i Rota''' dia boky ao amin’nyamin’ ny [[Testamenta Taloha]], ao amin’nyamin’ ny [[Baiboly]], sy ao amin’nyamin’ ny [[Tanakh]], boky masin' ny Jiosy. Mitantara ny fiainan’nyfiainan’ ny fianakaviana iray tamin’nytamin’ andron’nyny andron’ ny [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] ny boky, ka manasongadina ny fifikiran’nyfifikiran’ ny vehivavy [[moabitaMôaba (fanjakana)|môabita]] iray, atao hoe [[Rota (Baiboly)|Rota]], amin’nyamin’ ny rafozambaviny na dia teo aza ny fijaliana nahazo azy ireo. Lasa isan’ireoisan’ ireo olona manan-danja indrindra eo amin’nyamin’ tantaran’nyny tantaran’ ny [[Israelita]] i Rota, na dia avy amin’nyamin’ ny [[Jentilisa|firenena hafa]] aza, noho ny niterahany ny razamben’irazamben’ i [[Davida (Baiboly)|Davida]] mpanjaka.
 
Avondrona ao amin’nyamin’ ny atao hoe [[Boky ara-tantara (Baiboly)|boky ara-tantara]] ny Bokin’iBokin’ i Rota ao amin’nyamin’ ny Baiboly kristiana fa isan’ireoisan’ ireo atao hoe ''[[Ketuvim]]'' ("soratra") kosa ao amin’nyamin’ ny boky masina hebreo [[Tanakh]]. Atao hoe ''מגילת רות'' / ''Megilath Ruth'' ("horonam-bokin’ibokin’ i Rota") io boky io ao amin’nyamin’ ny [[Tanakh]].
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra sy ny fotoana nanoratana ny boky ===
Tsy mitonona izay nanoratra azy ny boky nefa ny [[lovantsofina]] jiosy dia manao azy ho nosoratan’nynosoratan’ ny mpaminany sady mpitsara [[Samoela]]. Ny ankamaroan’nyankamaroan’ ny mpikaroka dia mihevitra fa teo anelanelan’nyanelanelan’ ny taonjato faha-6 sy faha-4, tamin' ny andro nanjakan' ny [[Persiana]], no nanoratana ny Bokin’iBokin’ i Rota.
 
[[Sary:Julius Schnorr von Carolsfeld- Ruth im Feld des Boaz.jpg|vignette|227x227px| ''Boza'', Julius Schnorr von Carolsfeld]]
 
== Fizaràna ny boky ==
Boky kely ny Bokin’iBokin’ i Rota ka azo zaraina efatra araka ny isan’nyisan’ ny toko ao aminy:
 
* Ny tsy fialàn’ifialàn’ i Rota tamin-drafozam-baviny (Rot. 1)
* Ny nifankahitan’inifankahitan’ i Rota sy i BoazaBôaza (Rot. 2)
* Ny paika nataon’inataon’ Naomyi [[Naômy]] ho an’ian’ i Rota (Rot. 3)
* Ny fampakaran’ifampakaran’ Boazai an’iBôaza an’ i Rota ho vady (Rot. 4)
 
=== Ny tsy fialàn' i Rota tamin-drafozam-baviny ===
Nifindra monina tany [[MoabaMôaba (fanjakana)|MoabaMôaba]] ny lehilahy israelita iray atao hoe Elimeleka sy i NaomyNaômy vadiny mba handositra ny fijaliana tao amin’nyamin’ ny taniny. Nanambady an’ian’ i Rota ny zanakalahin’izyzanakalahin’ izy ireo. Maty anefa i Elimeleka sy ireo zananilahy izay tsy namela zanaka. Nody tany amin’nyamin’ ny taniny any [[Betlehema]] i NaomyNaômy nefa nanaraka azy koa i Rota na dia navelan-drafozany hiverina any amin’nyamin’ ny ray aman-dereniny aza. [[Sary:Ruth comes to take shelter under Boaz's cloak. Engraving. Wellcome V0034307.jpg|vignette|233x233px|''I Rota nitady fialofana teo amin'i Boaza'']]
=== Ny nifankahitan’inifankahitan' i Rota sy i BoazaBôaza ===
Tao [[Betlehema]], nifankahita tamin’itamin’ i [[BoazaBôaza]] zana-drahalahin’nydrahalahin’ vadin’iny vadin’ i [[NaomyNaômy]] i Rota raha nitsimpona salohim-bary tao amin’ny sahan’i BoazaBôaza. I BoazaBôaza dia lehilahy nanan-karena na dia mosarena ny tany tamin’izany fotoana izany.
=== Ny paika nataon’inataon' Naomyi Naômy ho an’ian' i Rota ===
Mba hahatonga an’ian’ Naomyi Naômy hanana taranaka dia nanao tetika i NaomyNaômy ny mba hisian’nyhisian’ ny havam-badiny hanambady an’ian’ i Rota, ka naniraka azy handry an-tsokosoko teo an-tongotr’itongotr’ Boazai Bôaza mba hahatonga an' ity farany hanampy azy. Ny lehilahy heverina fa tokony hanambady an’ian’ i Rota anefa tsy tapa-kevitra ny hanambady azy.
 
=== Ny fampakaran’ifampakaran' Boazai Bôaza an' i Rota ho vady ===
Nahita fitia teo imason’iimason’ Boazai Bôaza i Rota ka tanteraka ny fanambadian’izyfanambadian’ izy roa. Niteraka an’ian’ i [[Obeda|Ôbeda]] rain' i Jese izy ireo, dia ilay razamben’irazamben’ i [[Davida (Baiboly)|Davida]] mpajaka.
 
== Anaran' ireo olona resahina betsaka sy hevi-dehibe ==
 
=== Anaran' ireo olona resahina betsaka ao amin' ny boky ===
Ny anarana hoe ''Rota'' dia soratana hoe רות sady tononina hoe ''Ruth'' amin’nyamin’ ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. I NaomyNaômy dia soratana hoe נָעֳמִי sy tononina hoe ''Naˀami'' na ''Noˀomi'' amin’nyamin’ ny teny hebreo. Ny hoe ''BoazaBôaza'' dia soratana hoe בֹּ֫עַז sady tononina hoe ''Boˀaz'' amin’nyamin’ ny teny hebreo, soratana hoe ''Βοόζ'' (/bo''ό''z/) kosa amin’nyamin’ ny [[Fiteny grika|teny grika]]. Ny anarana hoe ''ObedaÔbeda'' dia soratana hoe עוֹבֵד sady tononina ''Obêd'' na ''Ovêd'' amin’nyamin’ ny teny hebreo.
 
=== Ny lohahevi-dehiben’nydehiben' ny boky ===
Asehon' ny Bokin’iBokin’ i Rota fa tsy manavakavaka ny Andriamanitr' i Israely fa na olona avy amin’nyamin’ ny [[Jentilisa|firenena hafa]] aza dia raisiny ho isan’nyisan’ ny olony sady mahazo anjara tsara aminy.
 
== Jereo koa: ==
* [[Ketuvim]]
 
*[[Testamenta Taloha]]
 
* '''Boky ara-tantara prôtôkanonika:''' [[Bokin' i Jôsoa]] (na Jôsoe) - [[Bokin' ny Mpitsara]] - [[Bokin' i Rota]] - [[Boky voalohan' i Samoela]] - [[Boky faharoan' i Samoela]] - [[Boky voalohan' ny Mpanjaka]] - [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] - [[Boky voalohan' ny Tantara]] - [[Boky faharoan' ny Tantara]] - [[Bokin' i Ezra]] (na Esdrasa) - [[Bokin' i Nehemia]]
'''Boky ara-tantara protokanonika:'''
 
* '''Boky ara-tantara deoterôkanônika:''' [[Bokin' i Tôbia]] - [[Bokin' i Jodita]] - [[Boky voalohan' ny Makabeo]] - [[Boky faharoan' ny Makabeo]]
* [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe)
 
* [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin'ny mpitsara]]
* [[Bokin'i Rota]]
* [[Boky voalohan'i Samoela]]
* [[Boky faharoan'i Samoela]]
* [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan'ny Tantara]]
* [[Boky faharoan'ny Tantara]]
* [[Bokin'i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin'i Nehemia]]
 
'''Boky ara-tantara deoterokanonika:'''
 
* [[Bokin'i Tobia]]
* [[Bokin'i Jodita]]
* [[Boky voalohan'ny Makabeo]]
* [[Boky faharoan'ny Makabeo|Boky faharian'ny Makabeo]]
 
== Rohy ivelany ==