Bokin' ny Fahendrena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'ny Fahendrena ho Bokin' ny Fahendrena i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''Fahendren' i SalomonaSalômôna''' na '''Bokin' ny Fahendrena''' dia boky ao amin' ny [[Baiboly katolikakatôlika]] sy ny [[Baiboly ortodoksaôrtôdôksa]] izay voasokajy ao amin' ireo [[boky deoterokanonikadeoterôkanônika]]. Mamaly ny fahendrena ivelan' ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]], indrindra fa ny filozofia[[filôzôfia]] grika, ity boky ity. Miresaka ny amin' ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan' ny tena amin' ny maty]] sy ny famoronana vaovao ny mpanoratra sady manambara fa [[Tsy feteza-maty|tsy ho mety maty]] sady tsy ho mety lo ny fanahin[[Fanahin' ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n' olombelona. Milaza ny valisoa ho azon' ny olo-marina sy ny sazy hoan' ny olon-dratsy koa ny boky ary asehony fa famirapiratan' ny fahasambarana mandrakizay ny Fahendrena izay maneho ny hatsaram-pon' Andriamanitra. Ny ProtestantaPrôtestanta dia manakilasy ny boky ho [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]]apôkrifa. Tsy hita ao amin' ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] koa ny Bokin' ny Fahendrena.
 
== Anaran' ny boky ==
Atao hoe ''Σοφία Σaλωμῶνος'' / ''Sofia Salômônos'' ny anaran' io boky io amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ao amin' ny [[Septoaginta]]. Amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] izy dia atao hoe ''Liber Sapientiae'' (izay midika hoe "Bokin' ny Fahendrena") ao amin' ny [[Volgata]] satria resy lahatra i [[Jerôma avy any Stridona|Zerôma]] (na HieronimoHierônimo), ilay nisahana ny fandikana ny Baiboly amin' ny fiteny latina (Volgata), fa tsy i Salomona[[Sôlômôna|Salômôna]] no nanoratra azy. Atao hoe ''Bokin' ny Fahendrena'' izy ao amin' ny ''Baiboly Masina'' ([[Baiboly katolikakatôlika amin' ny fitenyteny malagasy]]).
 
== Fizaràn' ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin' ny Fahendrena:
* Ny valisoan’nyvalisoan’ ny olo-marina sy ny hanjo ny olon-dratsy (1.1 – 5.23)
 
* Fankalazana ny Fahendrena (6.1 – 9.19)
Andalana faha-12:
* Ny Fahendrena sy ny tantaram-pamonjena (9.20 – 19.22)
 
=== Ny valisoan’nyvalisoan' ny olo-marina sy ny hanjo ny olon-dratsy ===
Ny fiainana ao amin’nyamin’ ny finoana dia amporisihina noho ny tombontsoa entiny ho an’nyan’ ny olona. Ny valisoan’nyvalisoan’ ny hatsaram-panahy dia ny Fahendrena (Fah. 1); izany dia mametraka ny olan’nyolan’ ny ny olo-marina iharan’nyiharan’ ny fanenjehana kokoa noho ny olon-dratsy izay tsy mahita afa-tsy ny zava-misy amin’izaoamin’ izao fiainanan eto ambonin’nyambonin’ ny tany amin’izaoamin’ izao fotoana izao, ka mitarika azy hanao zavatra mihoa-pampana. (Fah. 2). Sambatra lavitra noho ny mpanota ny olo-marina, na dia eo aza ny fahoriana mahazo azy eto an-tany. Samy ho faty sady samy ho tsaraina na ny olo-marina na ny olon-dratsy (Fah. 3 – 4) nefa ny olon-tsy mino dia diso hevitra (Fah. 5).
 
=== Fankalazana ny Fahendrena ===
Ao amin’nyamin’ ny fizaràna faharoa, dia misy resaka manokana ataon’nyataon’ ny mpanoratra ho an’ny mpitondra vahoaka. Noho ny halehiben’ny andraikiny dia ho lehibe kokoa ny fitsarana miandry azy (Fah. 6.1-10); noho izany, tokony hiezaka hahazo ny Fahendrena izy ireo (Fah. 6.11-27). Ny ohatra velona amin’izany dia ny mpanjaka SalomonaSalômôna (Fah. 7.1-12) izay nisehoan’nynisehoan’ ny voninahitry ny famirapiratan’nyfamirapiratan’ ny Fahendrena (Fah. 7.13-21). Ambaran’nyAmbaran’ ny mpanoratra amin’nyamin’ ny antsipiriany ny amin’nyamin’ ny Fahendrena (Fah. 7.13-8.20) sy ny fomba hananana azy (Fah. 8.21-9.19).
 
=== Ny Fahendrena sy ny tantaram-pamonjena ===
Ao amin’nyamin’ ny fizaràna fahatelo dia fandalinana ny amin’iamin’ i [[SolomonaSôlômôna|SalomonaSalômôna]] ka iresahana ny Fanambaràn-tenan’Andriamanitratenan’ Andriamanitra, hatramin’ny andron’iandron’ i [[Adama]], izay nisehoan’nynisehoan’ ny fanamarinana ireo fampianarana sy famporisihana. Izany dia tohin’nytohin’ ny ao amin’nyamin’ ny toko faha-9 izay ahitana vavaka sy fiderana an’Andriamanitraan’ Andriamanitra. Mamerina ny tantaran’nytantaran’ ny Adama sy i [[NoaNôa|NoeNôe]] sy i [[Abrahama]] sy i [[LotaLôta]] sy i [[JakobaJakôba (patriarka hebreo)|Jakôba]] sy i [[JosefaJôsefa (zanak' i Jakôba)|Jôsefa]] sy i [[Mosesy|Môizy]] (Fah. 10), avy eo dia miresaka ny zava-nanjo ny [[Zanak' i Israely|Zanak’iZanak’ i Israely]] tao [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Ejipta]] sy ny nivoahany avy ao (Fah. 11) ny mpanoratra. Voaresaka koa ny nanjo ireo [[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] (Fah. 12) sy ny hadalana ary ny fanompoan-tsampy izay nisy tamin’izanytamin’ izany (Fah. 13 – 15). Avy eo ny boky miverina amin’ny tantaran’nytantaran’ Zanak’iny Zanak’ i Israely tao an-tany efitra (Fah. 16). Mamisavisa ireo loza nahazo ny Ejipsiana koa izy ka atombony amin’ny aizim-pito tao amin’ireoamin’ ireo Ejipsiana izay nifanohitra tamin’nytamin’ ny fahazavana tao amin’ireoamin’ ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] izany (Fah. 17), avy eo ny famonoana ny voalohan-teraky ny Ejipsiana (Fah. 18.1-9), ary farany ny niampitan’nyniampitan’ Zanak’iny Zanak’ i Israely ny [[Ranomasina Mena]] sy ny naharingananan’nynaharingananan’ ny tafiky ny [[FaraonaFarao|Faraôna]] (Fah. 19). Izany rehetra izany dia asehon' ny mpanoratra fa manamarina ny tokony hikatsahana ny Fahendrena sahala amin' ny nataon' i SalomonaSalômôna.
 
== Jereo koa: ==
[[Bokin'ny olon-kendry]] ao amin'ny Baiboly kristiana:
 
* [[Bokin'ny olon-kendry|Bokin' ny olon-kendry]] ao amin' ny Baiboly kristiana: [[Bokin' i Ôbadia|Jôba]] - [[Bokin' ny Salamo|Salamo]] - [[Bokin' ny Ohabolana|Ohabolana]] - [[Bokin' ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]] (na Kôhelety) - [[Tononkira Fanaperana|Tononkiran' i Sôlômôna]] (Tononkira Fanaperana) - [[Bokin' ny Fahendrena|Fahendren' i Salômôna]] - [[Bokin' ny Ekleziastika|Ekleziastika]] (na Siràka).
* [[Bokin'i Joba|Joba]] (na Jôba)
* [[Bokin'ny Salamo|Salamo]]
* [[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]
* [[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]] (na Kôhelety)
* [[Tononkiran'i Solomona]] (Tononkira dia Tononkira na Tononkira Fanaperana)
* [[Bokin'ny Fahendrena|Fahendren'i Salomona]]
* [[Bokin'ny Ekleziastika|Ekleziastika]] (na Siràka).
 
* Boky ao amin'ny ''[[Ketuvim]]'' ao amin' ny Baiboly hebreo: [[Bokin' ny Salamo|Salamo]] - [[Bokin' ny Ohabolana|Ohabolana]] - [[Bokin' i Ôbadia|Jôba]] - [[Tononkira Fanaperana]] - [[Bokin' i Rota|Rota]] - [[Bokin' ny Fitomaniana|Fitomaniana]] - [[Bokin' ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]] - [[Bokin' i Estera|Estera]] - [[Bokin' i Daniela|Daniela]] - [[Boky Ezra-Nehemia|Ezra''-''Nehemia]] - [[Bokin' ny Tantara|Tantara]]
Boky ao amin'ny ''[[Ketuvim]]'' ao amin'ny Baiboly hebreo:
 
* [[Bokin'ny Salamo|Salamo]]
 
* [[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]
 
* [[Bokin'i Joba|Joba]]
 
* [[Tononkiran'i Solomona|Tononkira Fanaperana]]
 
* [[Bokin'i Rota|Rota]])
 
* [[Bokin'ny Fitomaniana|Fitomaniana]]
 
* [[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]
 
* [[Bokin'i Estera|Estera]]
 
* [[Bokin'i Daniela|Daniela]]
 
* [[Boky Ezra-Nehemia|Ezra''-''Nehemia]]
 
* [[Bokin'ny Tantara|Tantara]]