Bokin' ny Fanjakana (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'ny Fanjakana (Baiboly) ho Bokin' ny Fanjakana (Baiboly) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Bokin' ny Fanjakàna''' no anarana iantsoana ireo boky efatra ao amin' ny [[Baiboly]] dia ny [[Boky voalohan'i Samoela]] hatramin' ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] ao amin' ny dikan-teny grikan' ny [[Testamenta Taloha]] atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]]. Ao amin' ny Septanta ny [[Boky voalohan' i Samoela]] dia atao hoe Boky voalohan' ny Fanjakana (grika: ''Α' Βασιλειών''), ny [[Boky faharoan' i Samoela]] dia Boky faharoan' ny Fanjakana (grika: ''Β' Βασιλειών''), ny [[Boky voalohan' ny Mpanjaka]] dia ny Boky fahatelon' ny Fanjakana (grika: ''Γ' Βασιλειών'') ary ny [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] dia Boky fahefatry ny Fanjakana (grika: ''Δ' Βασιλειών'').
{| class="wikitable"
| colspan="2" |'''<small>Septoaginta sy Volgata</small>'''
Andalana faha-28:
|}
 
== Jereo koa: ==
* [[Bokin' ny Mpanjaka]]
 
* [[Bokin' i Samoela]]