Hiran' i Debôrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Hiran'i Debora ho Hiran' i Debôra i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Deborah.jpg|vignette|257x257px|''Hiram-pandresen'i Debora'' - Gustave Doré - ]]
Ny '''Hiran' i DeboraDebôra''' na '''Antsan' i DeboraDebôra''' na '''Tononkiran' i DeboraDebôra''' dia tonon-kira hita ao amin' ny [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin' ny Mpitsara]] (Mpits. 5.2-31). Hiram-pandresena izy io, izay nohirain' i [[DeboraDebôra]] sy i Baraka noho ny nandresen' ny [[fokon'i Israely|fokon' i Israely]] sasany ireo [[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] fahavalony.
 
== Ny zava-niseho niteraka ny hiran' i DeboraDebôra ==
 
==== Fandresen' ny Israelita ny Kanaanita ====
Hatramin' ny nahafatesan' i [[JosoaJôsoa]] (na Jôsoe) efa 160 taona tany aloha, dia sambany vao nandresy ny fahavalony ny Israelita raha nangeja azy ireo mafy tamin' ny fampihorohoroany nandritra ny 20 taona i Jabina mpanjakan' i HazoraHazôra, atao hoe mpanjakan' i [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] (Mpits. 5.6-11) raha tsy tonga i DeboraDebôra sy i Baraka nanamafy indray ny hambompon' ny mpiray firenena aminy ka nahangona lehilahy arivo. Nandresy izany tafika israelita izany tamin' ny ady tao amin' ny lohasahan' i EsdrelonaEsdrelôna (Mpits. 4.10-16; Salamo 83.9).
[[Sary:Tissot Jael Smote Sisera, and Slew Him.jpg|vignette|203x203px|''Namono an'i Sisera i Jaela,'' nataon'i James Tissot, 1896 -1902]]
Afa-nandositra ihany i Sisera mpitari-tafik' i Jabina nefa niditra tao an-dain' i Jaela, vehivevy israelita izay namono azy rehefa natory. Izay vao nandresy indray ny Israelita ka tsy nisy intsony ny ady teo amin' ny Israelita sy ny Kanaanita nandritra ny 40 taona (Mpits. 5:31).
 
==== Sombiny amin' ilay Hiran' i DeboraDebôra ====
"<sup>1</sup> Debora sy Baraka, zanak' i Abinoama, dia nihira tamin' izany andro izany ka nanao hoe:
 
<sup>2</sup> Noho ny fitarihan' ny lehibe tamin' ny Isiraely sy ny fahazotoan' ny vahoaka nanolotena, dia miderà an' i Jehovah.[…]
 
<sup>14</sup> Ny avy amin'i Efraima, izay miorina amin'i Amaleka, dia nomba anao teo amin'ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan'ny mpanao lalàna, ary avy tamin'i Zebolona ireo mitana ny tehin'ny mpifehy.
Andalana faha-38:
 
==== Foko nandray anjara tamin' ny ady ====
Foko enina no voresaka ao amin' io hira io fa nandray anjara tamin' ny ady, dia i [[Fokon'i Efraima|Efraima]] sy i [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]] sy i Makira sy i [[Fokon' i ZebolonaZebolôna|ZebolonaZebolôna]] sy i [[Fokon'i Isakara|Isakara]] sy i [[Fokon'i Naftaly|Naftaly]], ka tsy mifanaraka amin' ny voalaza ao amin' ny Mpitsara 4.6 izay miresaka an' i Neftaly sy i ZebolonaZebolôna sady tsy miresaka ny zavatra nataon' i Jabina "mpanjakan' i Kanaana" (mpanjakan' i HazoraHazôra)<ref><small>Nelson, Richard (2006). "Judges". ''The Harper Collins Study Bible'', Revised Edition. Eds. Attridge, Harold and Wayne Meeks. New York: HarperCollins, p. 353.</small></ref>.
 
"''Ary Debora naniraka ka niantso an'i Baraka, zanak'i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrà iray alin-dahy amin'ny taranak'i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao?''" (Mpits. 4.6)
 
==== Iahveh Andriamanitra no nandresy ====
Na dia fahita matetika ny hiram-pandresena ao amin' ny [[Baiboly hebreo]] dia tsy misy toa azy ny ''Hiran' i DeboraDebôra'' noho izy mankalaza ny fandresen' ny tafika nampiam-behivavy roa: dia i DeboraDebôra sy i Jaela. Nanoratra i Michael Coogan fa ny maha vehivavy dia famantarana fanampiny fa i [[Iahveh]] (na Jehovah) tenany no tena nandresy: teo "''an-tanam-behivavy no hivarotan' i Jehovah an' i Sisera''" mpitari-tafika kanaanita (Mpits. 4.9)<ref name=":0" />.
 
==== Foko tsy voalaza ====
Tsy voalaza ao amin' ny ''Hiran' i DeboraDebôra'' ny [[fokon'i Levy|fokon' i Levy]] sy ny [[fokon'i Jodà|fokon' i Jodà]] sy ny [[fokon'i Simeona|fokon' i SimeonaSimeôna]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fokon' i Israely]]
*[[DeboraDebôra]]
*[[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|Mpitsara ao amin' ny Baiboly]]
*[[Tsodranon' i Mosesy]]
 
== Loharano ==