Bokin' i Malakia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'i Malakia ho Bokin' i Malakia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 066.jpg|vignette|538x538px|''Ny mpaminany Malakia'', nataon'i Duccio di Buoninsegna, taona 1308-1311.]]
Ny [['''Bokin' i Malakia]]''' na [[Bokin'i Malakia|''Bokin' i Malaký]]''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]] izy. Ahitana ireo tenin’ny mpaminany mahazatra toy ny fampahatsiahivana ny nifidian’Andriamanitra an’i Israely ho vahoakany, ny fahamasinan’Andriamanitra, ny fahamarinana ara-piaraha-monina ary ny tokony hanajana ny fanompoam-pivavahana. Ny hafatra [[Eskatolojia|eskatolojika]] ny amin'ny [[Andron'i Iahveh]] dia mikasika an’i Israely ihany fa tsy ny firenena rehetra. Miresaka misimisy momba ny fanambadiana koa ny Bokin'i Malakia.
 
== Ny fanoratana ny boky ==