Bokin' i Jodita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Trophime Bigot - Judith Cutting Off the Head of Holofernes - Walters 37653.jpg|vignette|333x333px|''Manapaka ny lohan' i Hôlôferna i Jodita'', nataon' i Trophime Bigot, taona 1579-1650]]
Ny '''Bokin' i''' '''Jodita''' dia boky ao amin' ny [[Baiboly]] jody (na jiosy) amin' ny [[teny grika]] atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]] izay mitantara ny nampitsaharan' i [[Jodita]], vehivavy mpitondratena jody (na jiosy), ny horohoro nahazo ny [[Jiosy|Jody]] (Jiosy) noho ny hanafihan' ny [[Asiria|Asiriana]] azy ireo, tamin' ny nanapahany ny lohan' ilay jeneraly asiriana atao hoe Hôlôferna. Izany fanapahan-doha izany no nampitsahatra ny tahotra sady namelona indray ny finoan' ny Jody ny hery mpanafaka ao amin' Andriamanitra.
 
Ny Bokin' i Jodita dia tsy hita ao amin' ny [[Tanakh]] (Baibolin' ny jiosy amin' ny teny hebreo). Ataon' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa ho [[boky deoterôkanônika]] izy nefa ny Prôtestanta dia manao azy ho [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apôkrifa]].
Andalana faha-14:
 
==== Ny fanafihan' ny Asiriana ireo firenena any andrefana (1.1–3.9) ====
I [[Nabokôdônôzôra]] sy i Arpaksada (1.1–1.12)
 
Ny* fanafihan'I ny[[Nabokôdônôzôra]] Asiriana an'sy i Arpaksada (1.13–11–1.1612)
 
* Ny fanafihan' ny Asiriana an' i Arpaksada (1.13–1.16)
Ny fanafihana ireo firenena any andrefana (2.1–3.9)
 
* Ny fanafihana ireo firenena any andrefana (2.1–3.9)
 
==== Ny horohoro nahazo an' i Israely (4.1- 7.32) ====
Ny nandrenesan' ny Israelita ny zava-mitranga (4.1–4.8)
 
* Ny nifonannandrenesan' ny Israelita amin'ny Andriamanitrazava-mitranga (4.9–41–4.158)
* Ny nifonan' ny Israelita amin' Andriamanitra (4.9–4.15)
 
* Ny dinika tao amin' ny tobin' i Hôlôferna (5.1–5.24)
* Ny fahatezeran' i Hôlôferna tamin' i Akiora (6.1–6.21)
 
* Ny fahatezerannanaovan' i Hôlôferna[[Asiria]] fahirano taminan' i AkioraBetolia (67.1–61–7.2132)
 
Ny nanaovan' i [[Asiria]] fahirano an' i Betolia (7.1–7.32)
 
=== Ny nanavotan' i Jodita ny fireneny ===
 
==== I Jodita (8.1 - 9.14) ====
Ny mombamomba an' i Jodita (8.1–8.9)
 
I* JoditaNy symombamomba ireoan' zokiolonai Jodita (8.9–81–8.359)
* I Jodita sy ireo zokiolona (8.9–8.35)
 
* Ny vavaka nataon' i Jodita (9.1–9.14)
 
==== I Jodita sy i Hôlôferna (10.1–13.20) ====
Nankany amin' i Hôlôferna i Jodita (10.1–10.23)
 
* Nankany amin' i Hôlôferna i Jodita (10.1–10.23)
* Ny resaka voalohany nifanaovan' i Jodita sy i Hôlôferna (11.1–12.9)
 
* Nanatrika ny fanasana nataon' i Hôlôferna i Jodita (12.10–12.20)
Nentin* Ny nanapahan' i Jodita tany Betolia ny lohan' i Hôlôferna (13.11–131–13.2010)
 
Ny* nanapahanNentin' i Jodita tany Betolia ny lohan' i Hôlôferna (13.1–1311–13.1020)
 
Nentin' i Jodita tany Betolia ny lohan' i Hôlôferna (13.11–13.20)
 
==== Ny fandresen' ny Israelita ny Asiriana (14.1–16.25) ====
Nanafika ny tobin' ny Asiriana ny Jody (14.1–15.7)
 
Fiderana an' Andriamanitra (15.8–16.20)
 
* Nanafika ny tobin' ny Asiriana ny Jody (14.1–15.7)
Ny fahanteran' i Jodita sy ny nahafatesany (16.21–16.25)
* Fiderana an' Andriamanitra (15.8–16.20)
* Ny fahanteran' i Jodita sy ny nahafatesany (16.21–16.25)
 
== Jereo koa: ==