Bokin' i Baroka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'i Baroka ho Bokin' i Baroka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
 
Ny [[Bokin'i Baroka|'''Bokin' i''' '''Baroka''']] dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]<nowiki/>n'ny [[Baiboly katolikakatôlika]] sy ny [[Baiboly ortodoksaôrtôdôksa]]. Misy faminaniana navoaka tao [[BabilonaBabilôna]] ny ao amin'io boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny amin'ny [[teolojia]] sy ny tantaran'i Isiraely, ady hevitra momba ny fahendrena, sady teny nampitaina tamin'ireo mponin'i Jerosalema sy ireo any am-pielezana. Ahitana fieken-keloka sy fampanantenam-pahafahana ho an'ireo mifona noho ny fahotany ary vavaka fifonana amin'Andriamanitra sy fiderana azy ny ao amin'io boky io. Avy eo ilay boky dia midera ny fahendrena sy ny didin'Andriamanitra, ary miantso ireo [[Jiosy]] any am-[[Fahababoana tany Babilona|pahababoana]] mba hahery sy hionona. Ahitana taratasy lazaina hoe nalefan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ho an'ireo Jiosy natao sesitany any Babilona izay taratasy fampitandremana amin'ny [[fanompoan-tsampy]] koa ny ao amin'io boky io.
 
Boky [[Boky deoterokanonikadeoterôkanônika|deoterokanonikadeoterôkanônika]] ho an'ny [[KatolisismaKatôlisisma|KatolikaKatôlika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksaôrtôdôksa|OrtodoksaÔrtôdôksa]] ny Bokin' i Baroka sady tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy) sy ny [[Baiboly protestantaprôtestanta]] izay manakilasy azy ho [[ApokrifanApôkrifan' ny Baiboly|apokrifaapôkrifa]].
 
== Ny anaran'ilay boky ==
Andalana faha-9:
 
== Ny fanoratana ilay boky ==
Ny lovantsofina dia manao an'i [[Baroka]] ho nanoratra ny Bokin'i Baroka. Voalaza fa zanak'i Neria izay Israelita tao amin'ny [[fokon' i Jodà]] izy, mpianatra sy mpanoratra sady namana mpanaraka an'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]]. Ny anarany amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia ברוך בן נריה / ''Bārūḵ ben Nêrîyāh'' ("Baroka zanak'i Neria"). Ny hoe ''Bārūḵ'' dia midika hoe "voatahy" ary ny hoe ''Nêrîyāh'' dia midika hoe "Jiroko i Yah" (izany hoe i [[Yahweh]])''.'' Atao hoe ''Βαρούχ'' / ''Baroukh'' izy amin'ny [[Fiteny grika|soratra grika]]. Nitory teny i Baroka tokony tamin'ny taona 606 tal. J.K.
 
Nentina niaraka amin'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] tany Tafnesy any Egipta i Baroka taorian'ny namonoana ny governora Godoliasa izay notendrena ho mpanapaka taorian'ny nahababoan'i [[Nebokadnetsara II|Nabokôdônôzôra]] (na Nebokadnezara) an'i Jerosalema tamin'ny taona 586 tal. J.K. Taorian'ny nahafatesan'i Jeremia dia nankany amin'ireo Jiosy [[Fahababoana tany BabilonaBabilôna|babo tany BabilonaBabilôna]] i Baroka. Tany no namoahany ireo faminaniany tao amin'io boky mitondra ny anarany io izay.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Andalana faha-31:
Teny nataon'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] hanarabiana ny [[fanompoan-tsampy]]
 
== Jereo koa: ==
Boky deoterokanonikadeoterôkanônika hafa:
 
* [[Bokin' i Jodita]]
 
* [[Boky voalohan' ny Makabeo]]
 
* [[Boky faharoan' ny Makabeo]]
* [[Bokin' ny Makabeo]]
* [[Boky amin'ny anaran'i Baroka|Boky hafa amin'ny anaran'i Baroka]]
* [[Baroka]]
Andalana faha-45:
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoteokanonikadeoterôkanônika)
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin' i HoseaHôsea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].