Jeôgrafia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:World map 2004 CIA large 1.7m whitespace removed.jpg|vignette|345x345px|Sarin-tanin' ny Tany]]
[[File:Teacher points out a country on a map.jpg|thumb]]
Ny '''jeôgrafia''' dia [[siansa]] miompana amin' ny fandinihana momba ny [[Tany]] ary indrindraindrindra ny momba ireo zava-mitranga ara-pizika, ara-biôlôjia ary momba ny olombelona izay miseho eto amin' ny bolan-tany.
 
Andalana faha-11:
 
== Fiforonan-teny ==
[[File:Teacher points out a country on a map.jpg|thumb]]
Ny teny nogasina hoe jeôgrafia dia avy amin' ny [[Fiteny grika taloha|teny grika taloha]] hoe γεωγραφία / ''geographia'', voafoarona amin' ny hoe η γη / ''hê gê'' "ny tany" sy ny hoe γραφειν / ''graphein'' "manoritsoritra", avy eo avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''geographia'', ara-bakiteny "sarin' ny tany").