Jeôgrafia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[File:Teacher points out a country on a map.jpg|thumb]]
Ny '''jeôgrafia''' dia [[siansa]] miompana amin' ny fandinihana momba ny [[Tany]] ary indrindraindrindra ny momba ireo zava-mitranga ara-pizika, ara-biôlôjia ary momba ny olombelona izay miseho eto amin' ny bolan-tany.
Ny '''Jeôgrafia''' dia fandinihana ny [[Tany]].
 
Mizara ho sampana telo lehibe ny jeôgrafia, dia:
== Fiforonan-teny ==
Ny fototeny [[Fiteny grika|grika]] :
* η γη (''hê gê'' ): "ny tany"
* γραφειν (''graphein'' ): "soratra"
 
* ny [[jeôgrafia matematika]] izay niseho voalohany, andinihana ny endrika sy ny refin' ny Tany amin' ny alalan' ny [[jeôdezia]];
----
* ny [[jeôgrafia fizika]] izay ahitana ireo taranja siantifika mampiditra ny siansan' ny zavaboary;
* ny [[jeôgrafian' ny olombelona]] izay ahitana ireo taranja siantifika mampidira ireo siansan' ny fiarahamonina.
 
Noho ny fandrosoan' ny [[astrônômia]] sy ny [[astrônaotika]], dia maro ankehitriny ny endrika fantatra amin' ny toerana hafa tsy eto amin' ity planeta ity, ka ny teny hoe ''jeôgrafia'' dia ampiasaina amin' ny fandinihana ireo zavatra mitsingevana eny amin' ny lanitra.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny nogasina hoe jeôgrafia dia avy amin' ny [[Fiteny grika taloha|teny grika taloha]] hoe γεωγραφία / ''geographia'', voafoarona amin' ny hoe η γη / ''hê gê'' "ny tany" sy ny hoe γραφειν / ''graphein'' "manoritsoritra", avy eo avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''geographia'', ara-bakiteny "sarin' ny tany")
 
== Kôntinenta ==