Ririnina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''ririnina''' no [[fizaran-taona]] manaraka ny [[fararano]], izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro fa ny alina no lava. Rako-drahonad[[rahona]] matetika ny andro ririnina ka tsy ampy ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin'ny [[masoandro]]. Ianjadian'ny [[fanala]] ny hazo ka mihintsan-dravina. Milevina ireo [[biby]] mpilevina ririnina.
 
Amin'ireo faritra misy fizaran-taona efatra dia ny [[fararano]] no eo alohany fa ny [[lohataona]] no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taona farany.
Andalana faha-11:
* [[Fararano]]
*[[Asotry]]
 
* [[Voambolan' ny jeôgrafia]]