Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny 154.120.181.234 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Thelezifor Marika: Révocation |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Amin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia mandimby ny [[ririnina]] izy sady dimbiasan'ny [[fahavaratra]]. Amin'ny lohataona no manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo [[Zavamaniry|zava-maniry]] nihintsan-dravina nandritra ny ririnina. Mitombo ny halavan'ny andro ary mihena ny an'ny alina. Betsaka ny hazavana sady mihamafana ny andro nefa tsy mbola misy na betsaka ny [[orana]].
Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] izany.
== Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona ==
Mihavao ny [[Zavaboary|voary]]. Mitsonika ny [[Oram-panala|orampanala]]. Miakatra ny [[ranon-kazo]]. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny [[zavamaniry]]. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.
Mifoha amin'ny torimasony ireo [[biby]] mpatory [[ririnina]]. Miverina ireo biby sy [[vorona]] mpifindra monina.
== Asa sy fankalazana fety amin'ny lohataona ==
Andalana faha-32:
* [[Ririnina]]
* [[Fararano]]
* [[Voambolan' ny jeôgrafia]]
[[Sokajy:Fizaran-taona]]
|