Lembalemba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Namibie Waterberg 01.JPG|vignette|311x311px|Lembalemba any Namoibia, misy ny valanjavaboary Waterberg.]]
Ny '''lembalemba''' dia endiky ny [[vohon' ny tany]] izay manana [[haambo]] avo lokoa raha mitaha amin' ny faritra manodidinba azy sady midadasika nefa tsy dia mikintoana loatra tsy tahaka ny [[tendrombohitra]]. Iray amin' ireo endrika telo lehiben' ny vohon' ny tany ny lembalemba, ka ny roa hafa, dia ny [[tany lemaka]] sy ny tendrombohitra. Faritra ara-jeôgrafia ahitana [[renirano]] mikoriana any ambany lalina ny lembalemba, tsy tahaka ny tany lemaka izay ikorianan-rano saika mitovy haavo amin' ny tany. Tsy dia mikintoana loatra ny vohon' ny tany anelanelan-drenirano ao amin' ny lembalemba , ka izay no iavahany amin' ny [[tendrombohitra]].
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-13:
* [[Lembalemba]]
*[[Tany kemaka]]
 
* [[Voambolan' ny jeôgrafia]]