Hivoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Oldoinyolengai.jpg|vignette|299x299px|Ny hivoka be bozaka eo am-pototr' i Ol Doinyo Lengaï ao [[Tanzania]].]]
Ny '''hivoka''' dia fitambarana [[zavamaniry]] fahita amin' ny faritra manana [[toetany]] mafana ([[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-janapehin-tany]] sy [[toetanim-pehiben-tany]]) misy [[fizaràn-taona]] maina maharitra sy anjakan' ny [[zavamaniry]] toy ny [[bozaka]]. Ahitana [[hazo]] sy [[hazo madinika]] maniry miparitaka ny hivoka. Arakaraka ny hakitroky ny hazo sy ny hazo madinika maniry no ilazana na "hivoka be bozaka" na "hivoka be hazo madinika" na "hivoka be hazo" ny hivoka iray. Raha betsaka loatra ny hazo maniry dia miova ho [[ala]] mahalana izany ka mety miafara amin' ny [[ala mikitroka]].
[[Sary:Savane arborée.jpg|vignette|Hivoka be hazo ao Benino]]