Fehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:World map with equator.jpg|vignette|297x297px|Ny Fehibe]]
Amin'ny [[jeografia]], ny '''fehibe''' na '''fehiben-tany''' dia [[fehintany]] iray, 10 002 km miala amin'ny [[tendrontany]] avaratra na atsimo.
 
Ny fehibe dia marika manasaraka ny [[ila-bolantany]] avaratra sy ny ila-bolantany atsimo. Ny [[laharam-pehintany|laharam-pehintan]]'ny fehibe dia zero. Izy io koa dia [[faribolana]], ny faribolana ngeza indrindra mijadona amin'ny [[laharan-jarahasina]].[[Sary:World map with equator.svg|thumb|300px|Sarintany maneho ny Fehibe.]]
 
Ny fehibe dia ny laharam-pehintany faha-0. Ny halavany dia 40 075 km. Ny halavirany amin'ny tendrontany dia 10 002 km. Ny tena toerana misy ny fehibe akory dia miovaova kely tsindraindray. Ny lemaka ara-pehibe dia mijadona amin'ny teza fihodinan'ny Tany .