Hitsikitsika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Falco tinnunculus (Linnaeus, 1758).jpg|vignette|250x250px|Hitsikitsika]]
Ny '''hitsikitsika''' dia karazam-[[Vorona|borona]] tsy dia lehibe loatra, mitovy loko amin' ny [[takatra]] manopy mainty, tokony ho 30  sm eo ho eo ny halavany ary mivelona amin' ny fihazana ny biby madinika sy ny [[bibikely]]. Atao hoe ''Tinnunculus'' na ''Falco tinnunculus'' ny anarany ara-tsiansa. Saika ahitana azy avokoa ny faritra rehetra eto ambonin' ny tany afa-tsy ny faritry ny [[Tendrotany|tendron-tany]].