Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-628:
=== Vohontany ===
 
Voazara telo ny vohontanin'i Madagasikara. Any atsinanana dia misy lemaka tery kely haavo misy ny [[lakandranon'ny Pangalana|Lakandranon' ny Pangalana]] manana toe-tany be orana any avaratra hatrany atsimo. Ny eo anivon-tany indray dia misy ny ankabeazan'ny mponin'i Madagasikara ary koa ny renivohi-pirenena Antananarivo; ny [[Toe-tanin'i Madagasikara|toe-tany]] eo amin'ny faritra anivo dia mangatsiaka amin'ny andro ririnina ary matimaty na mafana rehefa andro fahavaratra amin'ny volana Desambra; ny rotsak'orana eo amin'ny faritra anivo dia antonontonony; ny havoana dia maka enimpolo isan-jaton'ny velarantanin'i Madagasikara. Ny faritra andrefana dia manana toe-tany maina sady mafana mandavantaona; ny [[hakitroky ny mponina]] any amin'ny faritra andrefana dia anisan'ny kely indrindra eto Madagasikara.
 
Ny toerana avo indrindra eto Madagasikara dia ny [[Tsaratanana]] any amin'ny [[faritanin'Antsiranana]], izay manana haavo 2 876 m.