Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-509:
 
==== Ny Antesaka ====
Ny [[Antesaka]] na Antaisaka na Tesaka dia [[Foko eto Madagasikara|foko]] iray ao atsimo atsinanan'i Madagasikara. Ao aminny [[distrikan'i Vangaindrano]], [[faritra Atsimo-Atsinanana]], no betsaka azy ireo. Ny faritra onenany dia eo anelanelan'i [[Mananivo]] ao avaratra, [[Itomampy]] sy [[Ionaivo]] ao andrefana, ary [[Lavibola]] ao atsimo. Tanàna lehibe ao aminy dia i [[Vangaindrano]] sy i [[Distrikan' i Midongy-Atsimo|Midongy Atsimo]].
 
==== Ny Antankarana ====