Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-214:
[[Sary:Madagascar popdens 2004.png|200px|ankavanana|Hakitrok'i Madagasikara]]
 
Ny ankamaroan' ny mponina malagasy mipetraka eo anivon-tany sy eny amin'ny morontsiraka atsinanana dia mety avy any [[Azia]], ary ny ankamaroan'ny mponina mipetraka any avaratra dia mety avy any [[India]] na avy any [[Afrika Avaratra]]. Araka ny fandinihana natao vao haingana, mety tsy nisy olona nipetraka teto Madagasikara raha tsy tany amin'ny taonjato faha-10 tany ho any. Teo ny [[Aostrôneziana (vahoaka)|Aostrôneziana]] (avy any Indônezia) no mety tonga. Ankehitriny dia misy mponina malagasy mipetraka any amin'ny [[tamba-nosin'i Kômôro]] ([[MoheliMwali]], [[Mayotte]], [[AnjouanNzwani]]) sy any [[La Réunion]].
 
=== Ny isan'ny mponina ===