Fiarahamonina iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fikambanam-pirenena
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Desambra 2021 à 09:15

Ny fiarahamonina iraisam-pirenena dia vondrom-pirenena afaka manova ny fozotran' ny raharaha pôlitika iraisam-pirenena na ao a amin' ny firenena iray, ka mety manondro:

  • ireo firenena ao amin' ny Firenena Mikambana (izany hoe ireo firenana rehetra manana solon-tena ao amin' ny Fivoriamben' ny Firenena Mikambana);
  • ireo firenenena ao amin' ny Filan-kevi-pilaminan' ny Firenena Mikambana (na raha ny matina kokoa, ireo mpikambana maharitra dimy fotsiny);
  • ireo "vondrona", fiaraha-miombona antoka eo amin' ny firenena matanjaka ara-toekarena na ara-tafika, toa ireo ao amin' ny OTAN na ny G7 na ny G20, tsy ampifandraisina amin' ny Firenena Mikambana.
  • i Etazonia sy ireo firenena ambany fitarihany ara-pôlitika na ara-toekarena na ara-tafika.