Lohasahan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy noforonina tamin'ny « thumb Ny '''Lohasahan'ny Mpanjaka''' (Arabo: وادي الملوك‎ ''Wādī al-Mulūk''; Koptika: ϫⲏⲙⲉ, romanina: ''džēme''), fantatra ihany koa amin'ny hoe '''Lohasahan'ny Vavahadin'ny Mpanjaka''' (arabo: وادي أبواب الملوك ''Wādlūī Abwāb''),‎ dia lohasaha any Ejipta izay, nandritra ny fe-potoana efa ho 500 taona nanomboka tamin'ny t... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Luxor,_Tal_der_Könige_(1995,_860x605).jpg|thumb]]
 
Ny '''Lohasahan'ny Mpanjaka''' ([[Fiteny arabo|Araboarabo]]: وادي الملوك‎ ''Wādī al-Mulūk''; [[Fiteny kôpta|Koptikakôptika]]: ϫⲏⲙⲉ, romanina: ''džēme''), fantatra ihany koa amin'ny hoe '''Lohasahan'ny Vavahadin'ny Mpanjaka''' (arabo: وادي أبواب الملوك ''Wādlūī Abwāb''),‎ dia [[lohasaha]] any [[Ejipta]] izay, nandritra ny fe-potoana efa ho 500 taona nanomboka tamin'ny taonjato faha-16 ka hatramin'ny taonjato faha-11 talohan'ital. JKJ.K., dia nisy fasana nohadiana amin' ny vatolampy ho an'ny [[Faraofarao]] sy ny andriana mahery tao amin'ny [[Empira Vaovao tany Ejipta|Fanjakana Vaovao]] (fahavalo ambin'ny folo ka hatramin'ny tarana-mpanjaka faharoapolo tany [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Ejipta fahiny]]).