Lohasahan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy noforonina tamin'ny « thumb Ny '''Lohasahan'ny Mpanjaka''' (Arabo: وادي الملوك‎ ''Wādī al-Mulūk''; Koptika: ϫⲏⲙⲉ, romanina: ''džēme''), fantatra ihany koa amin'ny hoe '''Lohasahan'ny Vavahadin'ny Mpanjaka''' (arabo: وادي أبواب الملوك ''Wādlūī Abwāb''),‎ dia lohasaha any Ejipta izay, nandritra ny fe-potoana efa ho 500 taona nanomboka tamin'ny t... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Desambra 2021 à 23:38

Ny Lohasahan'ny Mpanjaka (Arabo: وادي الملوك‎ Wādī al-Mulūk; Koptika: ϫⲏⲙⲉ, romanina: džēme), fantatra ihany koa amin'ny hoe Lohasahan'ny Vavahadin'ny Mpanjaka (arabo: وادي أبواب الملوك Wādlūī Abwāb),‎ dia lohasaha any Ejipta izay, nandritra ny fe-potoana efa ho 500 taona nanomboka tamin'ny taonjato faha-16 ka hatramin'ny taonjato faha-11 talohan'i JK, dia nisy fasana nohadiana vatolampy ho an'ny Farao sy ny andriana mahery tao amin'ny Fanjakana Vaovao (fahavalo ambin'ny folo ka hatramin'ny tarana-mpanjaka faharoapolo tany Ejipta fahiny).