Haitỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-42:
I '''Haitỳ''', na '''Repoblikan' i Haitỳ''', dia firenena ao [[Amerika Afovoany]], ao amin' ireo nosy [[Antilia]]. I [[Port-au-Prince]] no renivohiny. Mirefy 27 750 km² ny velaran-taniny ary nisy mponina miisa 11 067 777 tao tamin' ny taona 2020.
 
Ao amin' ny ampahany andrefana amin' ny [[nosy HaityHaiti]] (na Hispaniola) no misy ity firenena ity, ao amin' ny iray ampahatelon' izany nosy izany. Ny ampahany sisa dia an' ny [[Repoblika Dôminikana]].
 
Anjakan' ny tendrombohitra ny vohon' ny tanin' i Haity, ary [[toetanin-jana-pehin-tany]] ny toetaniny. Ao amin' ny tapany atsimony no misy [[morontsiraka]] ao amin' ny [[Ranomasina Karaîba]]. Lasibatry ny [[rivodoza]] matetika ity faritra atsimo ity.