Antilia Kely : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Antilia Madinika ho Antilia Kely i Thelezifor)
k
 
Ny '''Antilia MadinikaKely''' na '''KaraînaKaraîba MadinikaKely''' dia [[tangoro-nosy]] ao atsinanana sy atsimo amin' ny [[Ranomasin' ny Karaîba]], ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]], izay ahitana ireo nosy ao amin' ny tapany atsimon' ny tapa-paribolana antiliana hatrany [[Pôrtô Rikô]] sy ny hadin' i Anegada ao avaratra-andrefana hatrany amin' ny zana-kontinentan' i [[Amerika Atsimo]]. Ireo nosy ao amin' ny [[Antilia Lehibe]] no mifameno amin' izy ireo.
 
Mamorona tandaha-nosy lava ireo nosy ao aminy izay ao amin' ny Ranomasin' ny Karaîba.
26 770

modifications