Karaîba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Karaiba ho Karaîba i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Caribbean (orthographic projection).svg|vignette|Ny faritra Karaîba]]
I '''KraibaKraîba''' na '''Karaiba''' dia faritra any [[Amerika]] voafaritry ny [[Ranomasina KaraibaKaraîba]], ao atsimo-atsinanan' ny [[helodranon' i Meksika]] sy atsio-atsinanan' i [[Amerika Afovoany]] ary ao avaratr' i [[Amerika Atsimo]] no misy an' io faritra io. Ahitana nosy miisa 700 any ho any ny ao amin' io faritra io. Mizara faritra roa i KaraibaKaraîba, dia i KaraibanKaraîban' ny nosy (ahitana ireo nosy [[Antilia]] sy ny nosy [[Bahamasy]]) sy ny KaraibaKaraîba an-tanibe (ny faritry ny morontsirak' i [[Amerika Afovoany]], ny an' i [[Kôlômbia]], ny an' i [[Venezoela]], ny an' i [[Goiana]], ny an' i [[Sorinama]], ny an' i [[Goiana Frantsay]] ary ny tapany atsimon' i Florida any [[Etazonia]]).
[[Sary:LocationCaribbean.png|vignette|205x205px|Ny nosy ao amin' ny faritra KaraibaKaraîba]]