Ranomasina Karaîba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ranomasina any Atlantika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:La2-demis-caribbean.png|vignette|300x300px|Ny Ranomasin' ny Karaîba]]
Ny '''Ranomasina Karaîba''' na '''Ranomasin' ny Karaîba''' na '''Ranomasin' ny Antilia''' dia [[ranomasina]] ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]], ao atsinanan' i [[Amerika Afovoany]] sy ao atsimon' ireo [[Antilia Lehibe]]. Manana habe mirefy 2&nbsp;415&nbsp;km avy atsinanana miankandrefana izy ary antsasak' izay avy avaratra mianatsimo, sady manana velarana mirefy 2&nbsp;640&nbsp;003&nbsp;km<sup>2</sup>.
[[Sary:Caribbean general map.png|vignette|Sarin-tany maneho ny Ranomasin' ny Karaîba sy ireo nosy ao aminy]]
 
Ny anaran' io ranomasina io dia avy amin' ny anaran' ireo vahoaka atao hoe [[Karaîba (vahoaka)|Karaîba]] izay nonina tao amin' io faritra io talohan' ny fananiham-bohitra nataon' ny [[Espaina|Espaniôla]] tamin' ny taonjaro faha-15.
 
Andalana faha-12:
* i [[Kôlômbia]] ao atsimo;
* i [[Venezoela]] ao atsimo-atsinanana ary ireo [[Antilia Madinika]] atsimo (i [[Grenada]] sy i [[Trinite-sy-Tôbagô]]) ao atsimo-atsimo-atsinanana;
* ireo Antilia Madinika afovoany ([[Goadelopa]], [[Dôminika]], [[Martinika]], [[Barbada]] ary i [[Santa Losia]]) ao atsinanana;
* I [[Pôrtô Rikô]], ireo nosy Virgin Islands an' i [[Etazonia]], ireo nosy Virgin Island''s'' britanika ary i [[Antigoa sy Barboda]] ao atsinanana-avaratra-atsinanana;
* ny nosy [[Hispaniôla (nosy)|Hispaniôla]] ([[Haity]] sy ny [[Repoblika Dôminikana]]) ao avaratra-atsinanana.