Dôminika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Firenena ao Amerika Afovoany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Dominica (1988–1990).svg|vignette|306x306px|Sainan' i Dôminika]]
I '''Dôminika''' dia firenena nosy ao [[Amerika Afovoany]], anisan' ireo [[nosy]] [[Karaiba|Karaîba]]. Mirefy&nbsp;754&nbsp;km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary i Roseau no renivohiny. Nisy mponina miisa as 71&nbsp;293 tao tamin' ny taona 2011.
[[Sary:Dominica on the globe (Americas centered).svg|vignette|Sarin-tany maneho an' i Dôminika eo anivon' izao tontolo izao]]
Nosy be tendrombohitra niforona avy amin' ny [[afotroa]] i Dôminika. [[Toetanin-jana-pehin-tany]] ny [[Toe-tany|toetaniny]] ary ny be dia be ny rotsakorana ka ahafahan' ny [[ala]] mikitroka maniry tsara. Andalovan' ny [[rivodoza]] matetika io firenena io isan-taona.