Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-25:
Ny Pentateoka dia fanangonan-dahatsoratra nataon' ny mpanoratra jiosy manodidina ny vanimpotoan' ny [[fahababoana tany Babilona|fahababoana tany Babilôna]] (taona 588 hatramin' ny taona 538 tal. J.K.<ref><small>Rainer Albertz, ''Israel in exile: the history and literature of the sixth century BCE'', p.xxi.</small></ref>) sy taorian' izany<ref><small>Thomas Römer, ''Introduction à l'Ancien Testament'', Labor et Fides, 2009, <abbr>p.</abbr> 150-153.</small></ref>. Ny famoahana izany literatiora tsy namafa ny fahasamihafan' ny safidy teôlôjikan' ny mpanoratra izany, dia midika fametrahana lasitra maneho ny maha-izy ny [[jodaisma]] vao misandratra, sady fiatrehana ireo fiovana ara-pôlitika sy ara-toekarena ary ara-pivavahana nifanehatra amin' ny jodaisma<ref><small>Félix García López, ''Comment lire le Pentateuque'', Labor et Fides, 2005, <abbr>p.</abbr> 9</small></ref>.
 
Hatramin' ny faramparan' ireo taona 1990 sy nandritra ireo taona 2000 dia naroson' ny mpikaroka ny fiheverana fa ny votoatin' ny lahatsoratry ny Pentateoka sy ireo boky izay manaraka azy toy ny [[Bokin'i Josoa|Bokin' i Jôsoa]] (na Jôsoe) na ny [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin' ny Mpitsara]], dia azo antoka fa nangonina tamin' ny vanipmpotoanavanimpotoana [[Persia|persiana]], izany hoe teo anelanelan' ny taonjato faha-5 sy faha-4 tal. J.K.<ref><small>Christophe Nihan et Thomas Römer, ''Introduction à l'AT'', <abbr>p.</abbr> 179, 182</small></ref> na raha aloha indrindra dia teo anelanelan' ny taonjato faha-7 sy faha-6 tal. J.K.<ref><small>[https://www.letemps.ch/culture/2014/03/27/filature-un-theologien-suisse-connaitre-origine-dieu La filature d’un théologien suisse pour connaître l’origine de Dieu] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.letemps.ch%2Fculture%2F2014%2F03%2F27%2Ffilature-un-theologien-suisse-connaitre-origine-dieu tahiry]], entretien Thomas Römer, letemps.ch, 27 mars 2014</small></ref>.
 
== Jereo koa ==