Brezila: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Brezila''' (''Brasil'' amin'ny [[teny portogey]]), na '''Repoblika Federalin' i Brezila''', dia [[firenena]] ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an'i [[Amerika latina]]. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isa-mponina maherin'ny 190 tapitrisa, io ny [[firenena]] fahadimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isa-mponina. Amin'ny 2008, ny Brezila dia hery ara-piharian-karena faha 11 manana PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' [[Espaina]] na 2,42%-n'ny PIB-n'izao tontolo izao. Azy ny antsasaky ny velaran'i [[Amerika Atsimo]] ary mizara sisin-tany amin'ny [[firenena]] rehetra ao Amerika Atsimo afa-tsy i [[Silia]] sy ny [[Ekoadôra|Ekoadora]].
 
Ny Brezila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny [[Portogaly]] any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.
Andalana faha-72:
 
== Jereo koa ==
'''Firenena ao Amerika:''' [[Arjentina]] - [[Belizy]] - [[Bôlivia]] - [[Brezila]] - [[Ekoadôra]] - [[Etazonia]] - [[Goatemala]] - [[Goiana]] - [[Hôndorasy]] - [[Kanada]] - [[Kôlômbia]] - [[Kôsta Rika]] - [[Meksika]] - [[Nikaragoa]] - [[Orogoay]] - [[Panama]] - [[Paragoay]] - [[Però]] - [[Salvadôro]] - [[Silý]] - [[Sorinama]] - [[Venezoela]]
 
'''Kôntinenta eto an-tany'''
=== '''Firenena ao Amerika Atsimo''' ===
 
* [[Afrika]]
* [[Arjentina]] - [[Bôlivia]] - [[Brezila]] - [[Silý]] - [[Kôlômbia]] - [[Ekoadôra]] - [[Goiana]] - [[Paragoay]] - [[Però]] - [[Sorinama]] - [[Orogoay]] - [[Venezoela]]
* [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]])
* [[Azia]]
* [[Eorôpa]]
* [[Ôseania]]
* [[Antarktika]]
 
* [[Buenos Aires]]
 
=== Rohy ivelany ===